fifidianana filohan'ny antenimiera anio!
1. jentilisa
(
11/05/2006 05:19)
Araka ny hita amin'ny gzety dia anio no ho fantatra izay ho filohan'ny Antenimiera vaovao. Raha ny televiziona MBS no jerena dia Atoa Mahafaritsy Samuel no tena mihetsiketsika na asehoseho hiteny hatrany. Toy ny fanomanana ny saimbahoaka izany. Izaho kosa moa araka izany nosoratako tao amin'ny blaogiko ihany dia mirona kokoa amin'Atoa Claude Roger Lamarre!
répondu par Rainikarabo le 11/05/2006 17:17
4. DEDAKE
(
11/05/2006 12:27)
Mialatsiony raha ohatra ka mandray anjara @ fanazavana politika aho satria misy zavatra tena mila fanazavana izy ity ka avelaonareo aloha izaho mba hanazava kely ary fohy.
Mampalahelo ny toe-javatra ankehitriny satria mifandaka toy ny valala an-karona izao ny mpifakatia t@ izay ary mihamarefo avy hantrany ny fifankatiavana misy eo @ samy mpanao politika satria izay heverina ho candidat @ élection dia atao izay hampihena ny vato izay tokony ho azony eny fa hantr@ fanagadrana aza dia mbola vitan-dry Zalahy.
AIZA ILAY ATAO HOE DEMOCRATIE?

5. mpaminany
(
11/05/2006 14:04)
hoy ny mpaminany:raha vao asiana discipline kely ny fomba fitondrana ao Dago dia maneno avokoa ny rehetra.Mba tokony hiova fomba fijery amin'izay e,diniho sy fakafakao ny firenena rehetra eran-tany fa ho hitanareo fa ny fomba fisainana mihintsy no tokony hovana ao dago ao.