Tsy mitranga @ RSS ny xxx
1. hery
(
09/05/2006 10:21)
Nasiana fanitsiana kely ny dinika forum.serasera.org androany. Fanovana izay somary lafiny teknika fa tsy manova ny fampiasantsika ny takelaka akory.
Manomboka izao dia tsy tafiditra ao amin'ny fahana RSS http://feeds.feedburner.com/serasera/forum ireo lahatsoratra izay soratan'ny xxx.
Tsotra ny antony, io fahana RSS io dia ampiasain'ny takelaka maro hafa (anisan'izany ny namana.serasera.org) hampisehoana ny lahatsoratra farany eto amin'ny forum.serasera.org ka ilaina ny mpanoratra.
Rehefa manoratra mampiasa "Tsy lazaina" (xxx) izany isika dia tsy hitranga ary amin'ny namana.serasera.org fa tonga dia ato amin'ny takelaka forum.serasera.org ihany no mitranga

répondu par vale le 17/05/2006 19:17
2. Fiffi
(
09/05/2006 12:08)
tsara kosa zany aloha an! fa maninona anefa raha fohanana mihintsy ? :wink:
3. ari.malala
(
09/05/2006 12:52)
ny inona no foanan ky ry Fiffi, le xx v? manjary ts afaka miresaka ny sarokenatra aky a :)
5. vale
(
09/05/2006 16:07)
hery> raha azoko tsara izany dia tsy miseho ary @ pejy voalohany (fandraisana) ilay lohateny ny dinika soratana raha hatao xxx fa kosa mivantana ato @ forum avy hatrany :?:
6. Fiffi
(
09/05/2006 16:12)
vale: izay mihintsy no fandraisako azy ! de raha mandefa dinika zany ka manao xxx de tsy maintsy miditra avy hatrany any @ dinika izay hasiana azy .
Ndry angaha hampiditra dinika vao2 de hiafina ? :-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry an!:)
Ndry angaha hampiditra dinika vao2 de hiafina ? :-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry an!:)
10. vale
(
16/05/2006 12:32)
fiffi: ^:^ ôdôyé, :-D:-D:-D:-D:-D
.. ny mahakamo kely anah ftsn rehefa misy zvt mba tiana ho hitan'ny besinimaro iny(filàna toro-hevitra, na filazana maika,nefa te hanao anonyme ianao) dia tsy dia misy chance firy ny hahazoana valiny! :(
misy mantsy ny olona sasany tsy miditra aty @ forum avy hatrany fa mamaky ny eo @ pejy fandraisana eo(zah anisany :P) aloha ka raha manintona azy iny lohevitra iny vao miditra mamaly izy!!
:(

11. hery
(
17/05/2006 05:41)
Vale> indrisy... izany tokoa no hitranga.
Atao ahoana fa vokatry ny abus amin'ny xxx ihany io dia ireo mba mampiasa xxx amin'ny fomba tsara koa no mizaka ny vokany.
Atao ahoana fa vokatry ny abus amin'ny xxx ihany io dia ireo mba mampiasa xxx amin'ny fomba tsara koa no mizaka ny vokany.
12. Fiffi
(
17/05/2006 06:19)
Fa zao kosa aloha an! ny zavatra mba voadiniko @ fampiasana ny xxx : misy ireo miafina @ xxx , misy antony daholo zany saingy ny hakamaroan'ny miditra @ io de ny fanaovana "abus" arak'io voalaza io , hany ka somary manirikiry hiany ny handehanana hijery na hamaky ny valin-tenin'ny xxx ! nefa tena misy ny namana miditra xxx tena mila fanampiana de manjary mampihemotra avy hatrany ny fahitana le xxx . Fa na izany kosa aza aloha mino aho fa ireo miditra xxx tena mila fanampiana nahazo valiny tsara an!:)