LAMAODY VAOVAO!!!!

1. xxx ( 09/05/2006 09:00)
Efa nisy nanao ihany izy ity taloha vers 80 tany ho any fa ny lehilahy,izany hoe pataloha dia ny short no eny ivelany.

Ka ho anareo vehivavy maninona moa raha atao toy ity @ sary ity e=))
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32544.htm
surtout raha lafo be toy itony ny vidiny=))=))
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32463.htm
répondu par mandrindra le 19/05/2006 11:45
2. Fiffi ( 09/05/2006 09:27)
xxx: hummm :-D:-D:-D tena style hafahafa kely indray aloha le akanjo menamena ireo an! :-D:-D fa le faha2 kosa aloha milay be kosa eh! :)
3. mamzelkely ( 09/05/2006 10:22)
le style vôlou no tena tiko :-D:-D
4. miantra ( 09/05/2006 10:51)
:-D:-D:-D:-D
5. ari.malala ( 09/05/2006 10:57)
tena ny ana le defile ony notiko kle :-D:-D:-D:-D
6. tiatsara ( 09/05/2006 11:22)
Ty zany dia toy lay sangin'i Turbo hoe : ireny string sy slip vidianareo lafo ireny aza atao ao anatiny fa ataovy eo ivelany kouuuuuu

Sarotra ihany an !
:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 09/05/2006 11:38)
:-D:-D:-D:-D
8. onjah ( 09/05/2006 12:17)
9. tiatsara ( 09/05/2006 12:39)
Tena tsy mahasahy aho kale.
Izany hoe mila atao ohatran'ireo koa ve izany ny maquillage sy ny tarehy : mampatahotsa beuhhhhh
Na andeha hatory aza ve dia ahoana no hanaovana io manify kely io ao antrano ao, mety hanonofy ratsy ihany an ! :-D:-D

Aleo ihany miaina milamina e ! :oops::oops:
Menatsa be za !!!!!!
10. Fiffi ( 09/05/2006 13:24)
:-D:-D:-D:-D
11. vale ( 09/05/2006 20:34)
ny soutien ety ivelan'ny akanjo sisa no andrasana!!:lol::-D:-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 09/05/2006 20:36)
vale, mbola tsy nahita nga njy?
za efa nahita :P
13. Fiffi ( 10/05/2006 03:53)
zah koh mbola tsy nahita! :roll:
14. mandrindra ( 10/05/2006 12:17)
ô ry zavavy ô aza miandry ny ahita fa tonga dia ataovy, amin'izay malaza fa namoaka lamaody vaovao :D
15. Fiffi ( 10/05/2006 12:34)
mandrindra: alefaso aty ary handramana kely hoe ? :)
16. mandrindra ( 10/05/2006 13:40)
fa i fiffi angaha tsy manana taty nono ?? ahako aloha tsa manana an'ireny e.
17. nolalaina ( 10/05/2006 13:56)
mamzelkely:

le style vôlou no tena tiko :-D:-D



:-D :-D :-D :-D :-D

Ny fahitako azy dé otran'ny oé maika be ny andihy zany lé sipa nefa ny silipo hadino dé natsofotsofoka fotriny t@zao fa tsy maintsy misilipo hono!!
18. Fiffi ( 11/05/2006 03:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 11/05/2006 09:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 11/05/2006 11:07)
nolalaina: te-hanandrana angaha ndry ? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3659