Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjàka misy.....
1. sareraka
(
08/05/2006 10:41)
Ny amidy filanjàna ho an'ny mpanjaka misy fa ny amidy angady ho an'ny vahoaka tsy misy...
Izany no zava-misy ankehitriny MAMPALAHELO TOKOA!!!---BOEING 730-300 AIR FORCE 1 ho an'ny prezidà
-140 4*4 TOYOTA ho an'ny députés
-110 vokswagen BORA ho an'ny sénateurs
-Ford focus ho an'ireo chefs de régions
-SEAT IBIZA ho an'ny maire
-....
Ho an'ny vahoaka :
-inflations isan-karazany:fisondrotan'ny vidim-piainana,ny lasantsy ,ny JIRAMA...
-fripperies
-kapa fingotra
-...
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!

répondu par adidy le 21/05/2006 10:47
2. Fiffi
(
08/05/2006 11:11)
iza aloha le mpanjaka ?
Ho an'ny vahoaka : fripperiestsy misy magazay hafa ve zany ? ny lasantsy kosa aloha hatraiza hatraiza dia niakatra be daholo eh!
-kapa fingotra
3. Optik
(
14/05/2006 14:01)
Mba lazao kely lesy hoe firenena iza no midina ny vidim-piainany? Entohana ny frais -n'là de alefa higoka hasambarana any elà...
Rah tsy zany lesy de "tais-toi" ,satria maso feno hafaliana sy fijery feno fanantenana no fahitako ny fisondrotan'i Gasikara @ zao fotoana izao rah ampitahaina t@ reo lasa namirifiry.
LAZAO ZE TSY MARINA @ ZANY!
Tsy fotoanan'ny MEDITATION tsony lesy zao fa ACTION!

4. Fiffi
(
14/05/2006 14:38)
Optik: =))=))=))=))=))=))=)) tsy ratsy indray iny an! :-D:-D:-D à l'ACTION !!!!! :-D:-D:-D
6. adidy
(
21/05/2006 10:47)
Marina ny anao ry sareraka! Vao tonga teny Ivato telo taona lasa aho dia ilay avin-drazoky no hita voalohany! Tsy lany olo-manga angamba ny firenena fa aiza ny olo-marina?