SAHIA MIJORO

1. naritsimba ( 05/05/2006 16:05)
MIARAHABA ANTSIKA NAMANA REHETRA.

Moa ve tena tsy mangalatra ny mpitondra ankehitriny fa tena mitana ny teny natony dia ny hoe:

1- FAHAMARINANA SY NY FAHAMASINANA?
2- MOA VE FIALOKALOFAN'NY OLON-DRATSY NY FIVAVAHANANA,
3- MAZAVA VE NY FITONDRANA KA TENA MAHAY MITANTANA MATOA NSY NY REQUISITION?
4- NATAO NY REQUISITION FA NAMPIASAINA @ TOKONY HO IZY VE SA NATAO ANATY PAOSY?
5- RAHA MISY MILA FANAZAVANA SY NY FAHAMARINANA DIA AFAKA MIRESAKA AMIKO MIVANTANA.
6- FANJAKANA TSARA TANTANA?
7- TSY MBOLA NISY FANEKENA NIVAROTRA TANY TY@ VAHINY?

iza amintsika no sahy miteny fa mbola manana ny fiandrianam-pireneny i MADAGASIKARA? fa efa lafo ankehitriny.
répondu par mino18 le 08/05/2006 15:10
2. Fiffi ( 05/05/2006 16:42)
efa lafo ankehitriny ?
3. Fanja1 ( 05/05/2006 16:45)
de iza no nividy?
4. Herimiafina ( 05/05/2006 16:49)
Ilaina amin'ny fiainan'ny any ambanivohitra adino noho ny resaka ambony latabatra be loatra ve ireo?
5. sonwin ( 05/05/2006 17:08)
mivazavaza mihitsy naritsimba izany
6. sylvain ( 05/05/2006 17:45)
Fa any @ iza ny kadasitr'i Madagascar e!
7. sareraka ( 05/05/2006 18:09)
Ny tena marina dia tompony mangataka atiny ny gasy
firifiry ireo tanimbary sy fasana totofan'ny karàna sy ny vazaha ary vidiany loso.
Lazaiko marina aminareo fa tsy vita mora raha ao FRANTSA ohatra no atao toy ireny.

Ny gasy moa ka vendrana tsy mahalàla ny zony akory!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
8. fijo ( 05/05/2006 18:22)
ka omeo ny porofo fa izahay tsy mino raha tsy voaporofo ny zavatra aroso
9. 4mimananelatra ( 05/05/2006 18:31)
Wouadray !!!!jereo fotsiny eny ANOSIZATO ry akama a! tapitra totofan'i RADJABALI ny tanimbary e!
10. fijo ( 05/05/2006 19:10)
tsy hitanay ny titre ko
11. Fiffi ( 05/05/2006 19:10)
Ny gasy moa ka vendrana tsy mahalàla ny zony akory!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!

io lazainao io no TSY MARINA !!!!
12. Fiffi ( 05/05/2006 19:12)
mba tandremo hiany aloha ny vava ry sareraka fa tena mandreraka an!
13. fijo ( 05/05/2006 19:46)
ka ny an'ny sasany dia mandeha hoazy ny vavany
14. cutie ( 05/05/2006 23:46)
:roll:
15. fijo ( 06/05/2006 02:59)
de misy mipitrapitra kely
16. ainga ( 06/05/2006 11:15)
Manao ahoana daholo ô !

Ka raha vendrana daholo ny Gasy (ary anisan\'izany i sareraka)dia tsy hitako izay ametrahana fanontaniana sy ivazavazana eto, satria tsy misy valerany daholo izay valinteny voapetraka eto. Raha tsy hoe hafa indrindra ka ambon\'iny Gasy vendrana toa antsika angaha i sareraka.
Ilay fomba nametrahana ireo fanontaniana (moa ve...?)dia toa miantso ny mpamaky haneo ny \"eny tompoko, marina tokoa izany\", izany hoe hankatoa.

naritsimba, izaho koa dia mangataka aminao porofo mivaingana sy tsy azo lavina mampiseho fa lafo i M/skara. Iza no nividy, ary ohatrinona ny vidiny ?:evil:

Ho an\'izay niteny momba ny tanimbary voatototra dia azonareo atao anie ny manontany hoe iza ny tompony taloha, iza no nividy, ohatrinona na t@ fomba ahoana no nahazon\'ny tompony ankehitriny an\'io tany io, ary atao inona izy io ? Rehefa mazava daholo izany dia amparitao raha misy zavatra maimbomaimbo fa aoka kosa tsy ny tombatombana na tsaho no alefa aloha !:evil:
17. hery ( 06/05/2006 13:44)
sareraka> mba SAHIRANA nitady tany hovidiana ihany ny tenanay... raha nisy mora dia mora dia mety ho mba nahazo tao Antananarivo... saingy "indrisy". LAFO BE daholo ny tany ary raha amin'izao ianao no mitady tany hovidiana 'NA DIA HOE FASANA' araka ny nolazainao aza dia tsy azo moramora mihitsy.
Koa ny karana izany no nanambola hividianana azy atao ahoana? Bizna ho an'ilay tompontany koa izany. Fantany fa tsy nahavidy ny gasy kely vola dia ny karana no nomeny azy.

TSY MARINA koa izany ilay hoe namidy loso amin'ny karana... raha misy tany mbola amidy loso any dia lazao aho :-) fa hovidiako folo heny (folo loso :-))
18. cutie ( 06/05/2006 14:06)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-05-2006 07:59:55
Lohateny : Re : SAHIA MIJORO
de misy mipitrapitra kely

fijo ka za tsy mahalal ze atsimo sy avararra @ io fa mijery anareo fotsiny :-D:-D:-D
19. fijo ( 06/05/2006 20:46)
ao ary fa taritiko hianavaratra ndry e,antsohihy vao mijanona.
za koa ryhery ,mba nitady tany,fa efa tena lafo le izy any izao.
20. cutie ( 07/05/2006 14:22)
fijo ndao aza :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0719