marina be leitsy io.ireo mahazo tombony tampoka amizao fitondrana izao no mnda an'io.ny ankamaroany amireo mitondra reo manko dia olona efa tsy nanentena mba ho eo amy fitondrana mandra pahafatiny satria tsy mahafeno ny fepetra takian' izany.hany ka mamikitra mafy.mahazo tezitra ianao satria zao ianao vao mba mitaingina fiara sy misakafo tsara.nefa misy farany ny zava drehetra. diniho kely ny nahazo ny arema