Niresaka ny filoha allemand t@ Mr le prezidà!
1. sareraka
(
05/05/2006 13:13)
Gaga ny filoha allemand nahita ny vahoaka indrindra tao ANTANANARIVO .Ary toa manaiky izay baiko teneninao daholo hoa ny vahoaka e!
Eisy tongava ianao @ 2007 hanaovako azy ,omena T-shirt 1 ireo dia assuré ny 5 taona manaraka ,ny euro izao na 30.000fmg aza zakan'ny gasy foana !
Na asaina mihinam-bary tsy misy laoka aza ireo manaiky ahy foana mandavan-taona!
Raha lany eo aho déléstage 24h/24 tsy maninona mihintsy manaiky ahy foana ireo!
Izany ve hoy ny filoha allemand alao ary aho mbà hanao filoha gasy dia ianao filoha allemand e!
An an an ...tsy hahita olona toy ny malagasy ireo intsony aho fa miàla tsiny hoy i RA8.
SAMBATRA ianao hoy ny filoha allemand!!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY!!!

répondu par mandrindra le 10/05/2006 13:26
2. Fiffi
(
05/05/2006 13:22)
SAMBATRA ianao hoy ny filoha allemand!!de sambatra zany izy koh ! :wink:
4. patrick2002
(
05/05/2006 13:40)
ary mba inona ny ataon'i sareraka ra i sareraka no filoha gasy, vokisana kabary ny vahoaka.:lol:
aleoko mihinam-bary tsy misy loaka ,sady mahazo tee-shirt :-D:-D

5. Fiffi
(
05/05/2006 13:43)
30.000 FMG ny 1 euro? io kosa ve de ho possible ?
Tonga de faly be i hery :-D:-D:-D
Tonga de faly be i hery :-D:-D:-D
8. Herimiafina
(
05/05/2006 14:47)
Le mpanohitra amin'izao anie efa hitany le solution hono e!
Le solution hono hoe: "miala Ravalomanana".
Saingy ny olana eo amindry zareo de le probleme no mbola mampisavoritaka azy ireo.
izany hoe mbola mitady karazana probleme izany ry zareo de miandry ankendritohana mihintsy mba hisian'izany mba haha-justifié an'io solution efa hita aloha io e.
"chercher des PROBLEMES à une SOLUTION".

12. fitsikiana
(
05/05/2006 16:16)
"chercher des PROBLEMES à une SOLUTION".
Mankasitraka ny Herimiafina fa iny indray no mbola tsy hitako
tapaka ny tsinaiko

14. fijo
(
05/05/2006 18:24)
misaotra herimiafina an.hi hi hi tena marina.
izay ny an'ialahy ry saretaka
izay ny an'ialahy ry saretaka