Nety ny nataon'ireo comité hyspanique omaly tany USA!

1. xxx ( 02/05/2006 13:57)
Izaho manokana dia nankasitraka 100% ny nataon'ireo mpiavy hispaniques (mexicains,chiliens ,...)izay nandà ny tsy niasa sy niantsena eny @ grande surface omaly. Miisa eo @ 40.000.000 eo ho eo moa ry zareo ao Amerika (USA) ao ,ny antony moa dia ny tsy hafaliandry zareo noho ny fihetsika asehon'ny amerikanina momba ireo mpi-cland hispaniques nefa dia hita izao fa ny asa ambany dia raha tsy misy azy ireo dia asa angamba ,àry mbà poroindry zareo fa mbà manana ny lanjany eo @ toe-karena amérikanina anie ry zareo e!
Hoy aho hoe raha eto Frantsa fotsiny re no misy ny toa an'ireny mbà mety hanao ahoana e...Mety hahazo aina ny FN aloha c sur ny projet de loi SARKO ary moa ity efa handalo ao @ assemblée natinale koah:°):°)
répondu par patrick2002 le 03/05/2006 00:54
2. Fiffi ( 02/05/2006 14:27)
nanaraka an'io koa zah ! fa na ny polisy aza ange tsy nanao na inona na inona t@ io eh! ka tsy aleo ve ry zareo miasa tahak'ireny mba tsy hisian'ny halatra sy ny fanararaotana ?
Fa inona aloha no idiran'ny FN @ io ?
3. xxx ( 02/05/2006 14:56)
koa raha eto FRANTSA ve ny afrikanina sy ny arabo no migrevy tsy hiasa sy tsy hividy entana eny @ grande surface tsy tant mieux hoy ny frantsay ...ny FN moa dia mahazo aina satria porofoiny @ ireo frantsay namany fa mpanakorontana fotsiny ireo vahiny mazava @ rtoa FIFFI ve?:°):°)
4. Fiffi ( 02/05/2006 15:46)
5. patrick2002 ( 02/05/2006 20:03)
Tsy mitovy aloha ary tsy hitovy ny mahazo ireo clandestin any amerique sy europe,probleme roa samy hafa ireo,aty amerique ny clandestin miaina ankalalahana,tsy misy manelingelina,fa tsy misy securité social mihintsy,satria tsy misy assurance mety assuré anaho,ny fitsabona anefa handoavana vola be,ka supposant hoe mihetsika tampoka ny appendicite-nao dia eo ianao ny raisina fa dia maty izay.
Ny aty @ union europeenne ,tsy mba afaka miaina ankalalahana ianao fa ny fitsaboana ,mba misy mikarakara ihany.
6. cutie ( 02/05/2006 20:47)
mba omeo =D=D=D kosa ry zareo hispanika fa mi-risque anie ry zareo mankaty e, sady miasa be .
aleoko alou reny toy zay afrikana mainty.
7. tovolahy007 ( 02/05/2006 23:18)
manaoana e!
Fa zao kosa e,za ry zareo t@ nikarakara ny paps ko,taty USA an,tena sahirana mitsy,vao hatrany Dago dia efa sahirana ka hatramin'ny efa taty USA io,misy an'izany mifoha @ 4 maraina andeha hamonjy filaharana eny @ IRS handoa vola sy hanao sonia taratasy io an,in 3 za no nanao izany de avy eo mbola niandry ela be koa vao tonga le green card.Ka izao za kosa mba malahelo kely iany ra ry zareo efa niditra antsokosoko ndray no tonga de ahazo izany paps zany tsotra fotsiny @ zao ,tsy mila mivezivezy tetsy sy teroa fa tonga de hoe ahazo @ zao fotsiny .Za tsy hoe akory manome tsiny azy ireo fa mba malahelo iany kosa za kle.Kozy ra nampoiziko hoe omena paps zay tonga rehetra aty ,kozy za ra mba nikarakara fa mba tonga koa za de nitontona taty .
8. patrick2002 ( 03/05/2006 00:54)
oh ry tovolahy ah! ny anaho izany anie fialonana eh! ianao no nijaly kou ny olona no tadiavinao hijaly ,ny fahitako ny toe-tsainao izany raha maty izaho matesa rahavana.Ka aza manao an'izany ry tovolahy fa tsy mety izany ,fa tsinjovy ny zandrinao:-$
sady izao eh ireo olona ireo dia misy efa tonga tany efa ho 15 ans mbola tsy en regle hono ny papier-ny asa na marina izany fa ianareo moa no hanamarina izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317