Famborahana fitiavana

1. meme ( 29/04/2006 00:40)
Mba omeo sopapa @ famborahana fitiavana za ry reto fa tena tsy mahay.'Zay tena milay sy mahomby raha azo atao.
répondu par kozboobak le 16/07/2006 04:40
2. Fiffi ( 29/04/2006 03:31)
lahy sa vavy i meme ? satria raha ny fahafantarako azy de samy hafa mihintsy ny fomba famborahana fitiavana io an! sady koa miankina ny hoe mbola vao hitady ve aloha sa efa manana de efa hafirina no niarahana . Heu.... ohatran'ny sarotra be ho ahy izy zany aza koh! fa aleo aloha hiandry ny hevitrin'ny hafa.
3. hertix ( 29/04/2006 03:58)
miankina @ ilay olona hamborahana azy io fa tsy voatery hitovy foana ny fomba fanaovana azy. Dia miankina @ izay ny aingam-panahy amborahana azy dia tonga dia poinsa foana e!
4. vicky ( 29/04/2006 04:49)
Amiko aloha raha hamboraka fitiavana dia izay ao am-po ao ihany no avoaka e ! tsy mila hamboarina na tadidina fa izay manery ny fonao,indraindray mantsy misy olona miteny fitiavana nefa tsy manam-pitiavana akory. Ataovy am-pitiavana sy amin`ny fo rehefa mamboraka azy ianao.
5. llalah ( 29/04/2006 05:23)
Ho ah-y manokana dia tsy misy formule manokana hoe tsy maintsy ianarana ny famborahana fitiavana satria na maso sendra mifampitopy fotsiny aza dia efa ampy ifampahafantaran'ny andaniny sy ny an-kilany ny aoam-pon'ny roa tonta.raha toa ka tinao ny olona iray nefa tsy fantany izany dia tsory aminy fotsiny fa tinao izy fa tsy ho hadisonao akory izany saingy mahaiza fotsiny mandresy lahatra fa misy ny sasany mody mamilafila na dia tia aza;;;;; zay fa bonne chance eeeee stella
6. Fiffi ( 29/04/2006 06:01)
ie ! marina tokoa fa ny fijery aloha dia efa midika zavatra be dia be an!
7. Meka ( 29/04/2006 06:01)
Tonga dia tsory aloha @ 1° dia somary insister-o kely, dia avy eo modio mihataka kely indray alou miandry izay re-action-ny eo
OK:idea:
8. Fiffi ( 29/04/2006 06:07)
vicky: marina mihintsy izany an! fa raha tena tia kosa aloha dia mivoaka ho azy izay ao am-po fa raha hoe hiandrasana ny hafa hanoro hoe izao no hatao na izao dia lasa fausika indray ilay fitiavana .
9. naughtyboy ( 29/04/2006 09:15)
le we avy ao ampo nge tsy vokatrin' kajy aratsaina fa sao mifangaro,zvt mety voalazany de tsy voasolony teny maro akory na raikipohy tsara rafitra aza ka jerijereo alo we avy aiza le motive any @saina ve sa fo ?sao mamitatena na olonkafa natoraly mantsy io ka tsy mila ianarana any kolejy na oniverisite sady io ko ange le challenge kely adrasany vhv @ lhl ka mazoto ry tsamy fa tsy misy mafy tsy laitran'ny fo ...
10. fasaly ( 29/04/2006 09:58)
meme:

Mba omeo sopapa @ famborahana fitiavana za ry reto fa tena tsy mahay.'Zay tena milay sy mahomby raha azo atao.



mety hafangaron'i toi angamba lay hoe mamboraka fitiavana sy hoe hikoty vehivavy!!!:°)
satria hitako eto hoe zay mahaobmy indrindra azo atao.
fa raha hamboraka fitiavana de zay tena ao am-po marina madio mangarangarana lazaina dia mandehàna am natioraly fa aza mamorona zvtra sarotsa beuh!:wink:

fa raha mbola vao hikoty njay de zao: raha tonga de manitona anao avy hatrany lay sipa de omeo ny valerany am rehetsa, lazaovy aminy dooly zay tianao eny aminy na fihetsika na firesaka na bika na tarehy n'inona e! fa io mantsy mandresy lahatra ahy raha amiko manokana:wink::°):-$
de mazotoa e!
11. Fiffi ( 29/04/2006 13:08)
fasaly: hummmm mahay an! tena tsy ratsy akia an!:-*
12. Lejim ( 29/04/2006 14:16)
meme:

Mba omeo sopapa @ famborahana fitiavana za ry reto fa tena tsy mahay.'Zay tena milay sy mahomby raha azo atao.


Oh lesy e, raha nisy formule ve io tsy efa lany andro fa diso nampiasaina loatra. Raha tsy sahin'la ny mamboraka fitiavana am-bava dia asehoy amin'ny asa ilay izy. Vidianana cadeaux, anontaniana vaovao, fahasalamana. Juste mampiseho hoe, miasa loha aminazy ianao!
13. Fiffi ( 29/04/2006 14:26)
io hoa mandeha ho azy rehefa eo anoloan'ilay olona ianao , sa sarokenatra ? de anaovy le fijery hummm be ireny.
14. fasaly ( 29/04/2006 14:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 29/04/2006 16:05)
Tonga dia tairo totaboka any ry nama , Lazaivo hoe tiako enao hoe die efa miady e
16. Fiffi ( 29/04/2006 16:33)
himehezan'i fasaly fotsiny zah! :-D:-D:-D
17. fasaly ( 29/04/2006 16:38)
hummmmm! lay foijery hummm hummm beuh ahoana kalou zany ry fiffi a!:-D mahay zavatsa mintsy ka!:°):°)
18. Fiffi ( 29/04/2006 19:04)
fasaly: tahak'izao ka !
19. kiali ( 29/04/2006 19:25)
ataovy @ fomba vazah eh! resto sy ny rose sns....
20. kiali ( 29/04/2006 20:58)
na tonga de birdé-ho ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4327