Famborahana fitiavana

41. Fiffi ( 16/05/2006 19:30)
cutie: mail , tsy hitako mihintsy ndry an! :(
42. cutie ( 16/05/2006 19:45)
fiffi,jereo any fa efa nandefa za.:*
43. Fiffi ( 17/05/2006 05:01)
cutie: tsy misy akia an! :(:-*:-*:-*
44. diamondra27 ( 17/05/2006 08:29)
fasaly: raha izaho no m
45. diamondra27 ( 17/05/2006 08:30)
azafady fa toa lasa ho azy le izy

fasaky: raha izaho no omenany valera be 'zany dia:oops::oops: mihintsy 'za
46. Fiffi ( 17/05/2006 08:48)
DM: jereo kely atsy zah hoe akia an! :):-*:-*
47. cutie ( 17/05/2006 19:45)
fiffi,ny an-jy zany no pble fa de ny ho ahy ve , mahagaga:cry:
njaso handramamko hafa njay zany:P
48. Fiffi ( 18/05/2006 19:18)
cutie: tsy misy an! fa efa noraisiko ndry omaly fa tsy misy saka eh!
49. mbaliana ( 20/05/2006 18:28)
misy olona kosa angamba ry reto menatra ny miteny ze tena ao anatiny ee... antsovy isanandro le olona dia refa ela ny ela ilay olona ndray no hanontany anao hoe fa inona marina no tediavinao dia zay ianao vao milaza hoe ka za anie taratta la la la la la e =))=))=))=))
50. cutie ( 20/05/2006 18:50)
fiffi,de tsy haiko mitsy in no tena pble:cry:
51. fijo ( 20/05/2006 20:13)
fasaly an,ndry wa vao tazako dia maty mihintsy aho nahita le maso mandrimandry iny.le bika mampa te hamihina be,ary le tsiky malefaka maka mora ny fo.le firesaka miangola moa tsy lazaiko intsony fa tsy nampahatory ahy hatramin'izoa.
izay izany le mbola mikoty

fa tena tsy aritro intsony le izy ka dia aleoko lazaina imasom bahoaka ho fantandry fa tena resy le fo kely,ka tena tsy mahafehy ny ra miboiboika intsony.te hiantso foana le anarandry.
ary izany rehefa hariva mivetso ny mba ho eo akaikindry ,dia tena hery manosika hamboraka fa tena namako be ndry.
iny le famborahana .sa tsy mety.
52. mbaliana ( 21/05/2006 14:52)
hihhiihi manararaotra be fijo hiiiiihihi:lol::lol:
53. Fiffi ( 21/05/2006 18:51)
fijo:
fasaly an,ndry wa vao tazako dia maty mihintsy aho nahita le maso mandrimandry iny.le bika mampa te hamihina be,ary le tsiky malefaka maka mora ny fo.le firesaka miangola moa tsy lazaiko intsony fa tsy nampahatory ahy hatramin'izoa.
izay izany le mbola mikoty

fa tena tsy aritro intsony le izy ka dia aleoko lazaina imasom bahoaka ho fantandry fa tena resy le fo kely,ka tena tsy mahafehy ny ra miboiboika intsony.te hiantso foana le anarandry.
ary izany rehefa hariva mivetso ny mba ho eo akaikindry ,dia tena hery manosika hamboraka fa tena namako be ndry.
iny le famborahana .sa tsy mety.
hummmmm ! zany no tena hatao hoe mikoty an! sady tena tara be an! Oh ry fasaly aaahh !! hummmm ! aza jerena fotsiny akia i fijo an! ntsooooo !! mba jereo kely anie ny fijaliany eh! tsy mahita tory intsony izy fa aingana ndry an!


54. kozboobak ( 16/07/2006 04:40)
slt daol alou!ataov fots lesy ze iresahnla amn d itanla eo ny tokon ho lazain
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7175