Tsy misy fitiavana mihoatra noho ity...

1. LazaRandri ( 28/04/2006 03:07)
You loved me, (l) when I was so unlovely,
You sought me when I was lost;
You showed me how much You really loved me,
When You bought me at the highest cost.

Notiavinao aho, (l) nefa tsy mahate ho tia,
Nikarok'ahy 'enao, tam'zaho nihery;
Nasehonao ahy ny haben'ilay fitia,
Taminao nividy lafo ahy mba tsy ho very.

http://sg.geocities.com/bigfathairywookie/30secs_johnchisum_nogreaterlove.mp3
répondu par vitsika le 05/05/2006 07:36
2. Fiffi ( 28/04/2006 03:51)
izany no hatao hoe "mahery ny fitia"
3. fasaly ( 28/04/2006 03:58)
hummmmm! latsa-pitiavana angah i lazanradria zany:wink::°):°)
4. Fiffi ( 28/04/2006 04:29)
tsara kosa an!
5. little ( 28/04/2006 04:44)
:cry::cry::cry::cry:; he trara ery zany teny mamy zany.( fa tsy le an-Tovo j'Hay an)
6. diamondra27 ( 28/04/2006 05:04)
ary lasa sentimentale daholo ny lhl ny serasera izany an!
7. pissoa ( 28/04/2006 05:44)
Tsy ratsy, fa tiako kokoa ilay hoe
"Ny itiavako anao dia satria ianao ianao." Tsy maninona na mahate ho tia aho na tsia.
8. ari.malala ( 28/04/2006 06:32)
marina aky zany ry pissoa :) ny ahy ko io no tiko ndrindr ara samy fitoriana fitiavana!
9. mamzelkely ( 28/04/2006 06:38)
marina zany ka :)
10. naughtyboy ( 28/04/2006 07:05)
Otrany tratran'ny aloka tsy azo difiana lazandri zany raha dinihana fa tonga de nilaza ny marina an,tsy ratsy ndray iny.....
11. VIRGINIE ( 28/04/2006 07:20)
Tena latsa-paka tanteraka ingahy izany ,tsy manome tsiny anao aho fa tsy fanahy iniana hono ny resi'ny tiana fa mahery tokoa ny fitia
12. landihazo ( 28/04/2006 11:16)
antsay e
13. andry44 ( 28/04/2006 11:39)
Nefa.....tsy misy Fitiavana lehibe noho izao hoy ny Tompo de izay manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany!
14. Samoana ( 28/04/2006 13:18)
Ahoana indray izany mivarotra fitia izany ry LazaRandria?!!:lol:
15. Fiffi ( 28/04/2006 14:03)
nadikany teny gasy le hira koh!
16. pissoa ( 28/04/2006 19:27)
LazaRandria kay efa nisy nividy :roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 28/04/2006 20:12)
hay ve hiram-pivavahana le izy e
i LR ty tena mampime
18. fijo ( 28/04/2006 20:14)
sao dia fitia rajesosy indray ity kle
19. cutie ( 28/04/2006 20:20)
izy mitsy io koa fijo :-D :-D
20. LazaRandri ( 29/04/2006 08:00)
Cutie irery no naharaka an'ilay izy an! =D=D hahaha

NO GREATER LOVE
You loved me when I was so unlovely
You sought me when I was lost
You showed me how much You really loved me
When You bought me at the highest cost

chorus:
There's no greater love than this
There's no greater love than this
That a man would give his life for a friend
There's no higher sacrifice
Than a man would give his life
You have paid the highest price for me

You chose me when I was so unworthy
You cleansed me with Your own blood
You clothed me with righteousness and mercy
And You crowned me with Your steadfast love

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3791