Tsy misy fitiavana mihoatra noho ity...

41. Fiffi ( 01/05/2006 19:36)
ie ! asa re naninona marina no lasa sentmentaly tampoka teo ? :-D:-D:-D
42. cutie ( 02/05/2006 14:29)
nareo koa ohtran'ny tsy mahalala an'i LR :-D
43. LazaRandri ( 02/05/2006 22:17)
tsy misy malalan'i LR kambony afa-tsy ilay malalany ihany. hahaha!
44. cutie ( 03/05/2006 11:23)
tapak mitsy ny tsinaiko @ LR:-D:-D:-D:-D
45. LazaRandri ( 03/05/2006 20:41)
eto aty tohizana. hahaha!
46. cutie ( 03/05/2006 22:24)
mitohy ho azy io tsy mila mpampitohy :-D:-D:-D:-D
47. vitsika ( 05/05/2006 07:36)
raha misy manana fo ,dia izay mitia aloha.
raha misy feno ny fitiavana,de miray tsy miova lalana
fa ny foko kosa lasana any ho any ,
mitia ilay tsy tia efa vonona amin'izany

milaza izy tia . milaza fa hankamamy
mitonon-tena marina ambony tsy ambany.
ny androm-paharetana ny androm-pisedrana
tsy andrinao akory ,de lasa tsy tamana.

ny foko kosa eto ,hitia hitia hatrany,
na mafy aza ny eto,de efa zatr'izany
ny teniko ambara,ny hevitra homeko.
raha misy be fitia ,ny aiko no homeko
P/Danny daïebs.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2383