Linux
1. ando261
(
26/04/2006 20:14)
Mba iza no mba mampiasa Linux ato ?
répondu par lapino le 04/05/2006 07:23
2. onjah
(
26/04/2006 20:21)
Izaho te-hampiasa fa tsy nety, nanao-téléchargement fa tsy nety ilay image.
3. lapino
(
26/04/2006 21:03)
Za mampiasa ihany,
Efa mampiasa angah nareo sa vao hampiasa?
onjah > tsy mety ahoana?
Ny mety ho antony izao, raha nisy tsy nety ny fomba nanaovana telechargement (za aloo mbola tsy tratra), dia azo hamarinina amin'ny sonia MD5, saika manome an'io daholo ny site fi-telecharger-na linux. Ity fitaovana ity afaka hanamarinana azy raha ao amin'ny windows: http://www.nullriver.com/index/products/winmd5sum . Raha mitovy ny sonia hita amin'ilay image sy ny sonia nomen-dry zareo dia tokony tsy hisy olana.
Resaka linux, asio maso kely hoe ato: http://wiki.infogasy.net/doku.php/linux (somary gasigasy :) ).

5. ando261
(
27/04/2006 16:07)
Efa mampiasa angah nareo sa vao hampiasa?
Debian Etch Zao ny Dist ampiasaiko .. ary io aloha hatramin izao no dist hitako intérréssant indrindra ...
Resaka linux, asio maso kely hoe ato: Jereo eto (somary gasigasy ).hay ve mba misy teny gasy ao amin ny wikipedia eh ... zay za vao mba nahita ..
6. lapino
(
28/04/2006 10:29)
Debian daholo ny anareo zany ko!
Tsy aleonareo RedHat? :)
ando > tsy wikipedia io ka, fa wiki infogasy :)

7. pissoa
(
28/04/2006 11:54)
Fa inona no tombony amin'ny RedHat ry lapino? :)
Ny henoko fotsiny dia hoe mora ampiasaina noho ny debian ony, fa tsy haiko akory hoe mora manakory.

8. ando261
(
28/04/2006 12:33)
lapino > ny tena ampiasaiko ny debian dia voalohany izy aloha tena stable : securité+mis à jour + test des paquets,:) faharoa tsy mivadika atidoha intsony amin ny "dependance entre paquets" .... za mba nanandrana Fedora 3 sy Aurox fa olana be ny traitement des dependances ... :(
:)Mba andramo eh :)
pissoa > ny installation an Debian aloha tsy clickodrome eh . izay ngamba no mahatonga ny olona miteny hoe sarotra ampiasaina ny debian ... nefa tsy darotra zany !! :)

9. lapino
(
28/04/2006 14:16)
Raikitra am\'zay zany ny kombaka an! RedHat vs Debian! Somary efa fantatro mialoha ny fehin-dresaka fa ... :wink:
Ny mahatsara ny RH zany zao e:
* Fijery ankapobeny
- be mpampiasa --> mora ahitana support
- saika ny rindrankajy rehetra misy ho an\'ny linux, dia ahitana paquet rpm daholo, ny deb anefa tsy hita foana. Ekeko fa misy ny alien, fa mahabe raharaha
- tsy ny installation ihany no misy fitaovana grafika, fa saika ny asana admin matetika fanao rehetra. Ilay tsy clickodrome koa manko mahabe raharaha na dia mampisy fierté aza hoe mahay :P
- resaka dependances: yum vs apt, amin\'ny hafaingana ihany ny apt no mandresy kely
- resaka sécurité: Vao nivoaka ny FC3 no ni-installe ah, mbola izy foana no ao hatr@ zao, mbola tsy nisy olana na kely.
- resaka mise à jour: raha Fedora 3 kosa ... efa Fedora 5 no any zao :)
* Fijeriko manokana:
- Vao nivoaka stable ny Sarge dia mba roso koa aho ni-installe. Tsy hitako hoe inn no tsy nety t@ install nataoko. Surprise 1: 800*600 ny resolution. Tsy nihatra ny fanovana tao @ xorg.conf. Surprise 2: ni-installe python, ni-bug ny synaptic. Naveriko no-formater-na, naveriko ny install, dia 800*600 ihany. Izany hoe:
> tsy stable akory ny debian
> za angamba no tsy mahay, natao ho an\'ny mahay irery ihany izany ny debian
- Ohatra ny extremiste loatra ny debian amin\'ilay filozofiany. Dia lasa mahabe raharaha amin\'ny zavatra sasany.
- Tamin\'ny RHEL sy Fedora ihany no voapetrako ny pilote-n\'ny carte grafika-ko (ATI). Mandrake, Ubuntu, Suse, ... tsy nety daholo. Debian tsy nandramana intsony.
* Fanontaniana
- Ahoana tsara ilay test des paquets an\'i Debian? efa vita test daholo ange ireny paquets ireny vao atao release na debian na tsia.
- Inona no atao hoe stable? Ilay stable ilazana ny debian? Hoe tsy mi-bug? sa ...?
- Inona no atao hoe secure? Ahoana no fomba tena tokony hijerevana ny sécurité? Sao manko variana mi-secure dia tsy mahavita asa. (idem koa admin)
* Fa na izany aza
- Tsara ny linspire (efa nandramako) sy ny xandros (efa nahitako nampiasa)
- Tsara ny Ubuntu fa ... aleoko ihany RH :)
Ambonin\'izay rehetra izay, inona tokoa moa no ilako linux? :P:-P

10. onjah
(
28/04/2006 18:15)
Lapino> Vita tsara ny téléchargement image, dia natao ny créer CD dia nisy information nivoaka tsy tadidiko intsony ilay izy. Dia nekeko. Vita ny cd nalefa ny installation. Vao manomboka dia tonga dia erreur fatale be. :-(
Manana CD Linux REDHAT7.2 Efa tranainy ihany koa aho. Nataoko ny installation vita soamantsara fa misy problème ny interface graphique. Ny mode caractère ihany no mety. Nataoko Xconfigurator fa lany aiky aho :-( tsy fantany ny carte graphique-ko
Farany najanoko fa tsy nety mihitsy.

11. lapino
(
28/04/2006 18:28)
onjah > raha misy precision kokoa dia mety misy azo hanampiana ihany. Ohatra:
- inona ilay distrib?
- inona no config-n'ilay matos?
- inona ilay erreur fatale, aiza ho aiza amin'ilay install?
Ilay RedHat indray, 7.2 izany kosa efa ela ihany e. Mbola tsy nahalala izay fisian'ny linux akory ah tam'zany. :)

12. lapino
(
28/04/2006 19:13)
onjah > tsy haiko raha mandeha ity raha adiresy any dago: https://shipit.ubuntu.com/ . Mba cd original e :)
13. onjah
(
29/04/2006 10:48)
Lapino > Misaotra.
1-Ilay site Cd original teny anglisy be, 10% no mba fantatra izay lazainy :( toa misy zavatra fenoina ihany koa, tsy dia tiako loatra ilay mameno zavatra io, tsy hay izay any ambadika (...)
2-Aleo tsy resahina intsony zany ilay linux efa antitra be :)
3-Erreur :
Toy izao no miseho vao avy démarrer-na ny masinina
ISOLINUX 2.04 2003-04-16 isolinux: Image checksum error, sorry ...
Boot failed : press a key to retry
Raha manohy dia lasa manao boucle infini eo.
Configuration :
Processeur x86 Family 15 ... 2604 Mhz
Memoire 256
Carte graphique S3GraphicsProSavageDDR 32 Mo

14. lapino
(
29/04/2006 12:42)
onjah > ohatra ny hoe debian izany ilay linux-nareo io. Fa raha checksum error no lazainy, dia misy olana izany ilay cd, fa tsy mifanaraka ny sonia md5. Raha mbola hita ilay site ni-telecharger-na azy, dia verifier-o ihany. Raha tsy izany mi-telecharger vaovao indray :(
Momba ilay cd angatahina, ubuntu izy io, avy amin'ny debian ihany, mitovy ny fampiasana azy. Efa nisy namana 2 izay no efa nangataka cd tamin'io, fa tsy nisy naninona daholo, tsy misy atahorana io. Mangataka adiresy mail aloha izy hisoratana anarana, avy eo mangataka adiresy postale handefasany an'ilay cd. (Ry zareo ihany no miantoka ny sarany rehetra, fa ianao mandray maimaimpoana fotsiny)

15. rasah
(
29/04/2006 13:34)
izaho mampiasa ubuntu ilay version libre ny linux, misy faille maro2 iahny ilay izy
16. ando261
(
29/04/2006 13:40)
**Tsy mety zany manao lombaka Debian vs RedHait zany eh :)
Ny Linux ...... linux ihany .... :)
Za mbola newbie @ Linux fa amiko aloha, samy manana ny maha-izy azy ny distribution Linux rehetra. Ny mpampiasa ihany no mahita hoe mety na tsy mety aminy ny distribution ananjiray .( fa ny mpihomehy de samy mihezaka mamporisika ny hafa hampiasa ny distribution -any sa ahoana hoys nareo :?:) .. Mbola betsaka ny distribution mbola tsy hitako .. fa hatramin ny nampiasako an Debian aloha dia tsy tia hanandrana hafa intsony aho koa le :D .. ( ho hita eo rehefa misy fotoana :):) )
**Naha-instaler Pilote Ati ve nareo le ? Ny fampandehanana ny pilote Ati aloha hatramin izao no olana nahazo ahy t@ Debian hatramin izao .. Naka carte Graphique Ati radeon mantsy za vao haingana teo .
->nanadrana t@ Debian sarge : tsy mandeha
->nanadrana t@ FC3 : tsy mandeha
->nanadrana t@ Debian testing (etch) . instaler soa aman-tsara ilay izy fa vao alefa ny glxgear na fgl_glxgear :> mi-plante ny serveur X .... eo ampitiadavana solution aho zao ....
Misy namako mitady DVD FC4 zao any ka raha mahita izy de andramako ndray ny pilote Ati @ FC4 io raha mazoto :)....
**Fa mainona moa no mampiasa Linux ?
-Amin ny maha maimaim-poana sy \"libre\" ( arakaraka ny fitaovana ampiasaina ) an Linux dia tena ahavoazana io OS .
Ny Hitako olana am Linux aloha zao de ny resaka 3D sy infographie ...
-Raha utilisation privee ndray dia ... fanontaniana ??
( -> raha tsy tia hividy licence ! )
( raha resaka internet, client de messagerie , multimedia .. zakan linux koa)

17. lapino
(
29/04/2006 20:00)
Nahatafapetraka pilote ATI za, andramo ihany sao mety amin\'ilay debian-nareo, fa nenah t@ FC3 no nasiako azy.
Tato ilay pilote: https://support.ati.com/ics/support/KBAnswer.asp?questionID=1176 , ilay installer (misy installer grafika) no alaina. atao chmod +x dia alefa ...
Avy eo:

cd /lib/modules/fglrx/build_mod/
./make.sh
cd ..
./make_install.sh
18. ando261
(
02/05/2006 17:44)
Tafapetraka soa aman-tsara ny pilote ATI t@ Debiana sy FC3 :
***Debian :
Fa Raha vao alefa ny "glxgears na fgl_glxgears" dia mitsatoka ny serveur X ... tsy fantatro hoe ahoana ...
Misy zavatra mahalasa eritreritra ahy ao amin ny logn'ny Xorg :
Mety io angamba no mampitsatoka ny Xorg ... Fa mbola eo ampikarohana vaha-olana aho io ...
***@ FC3 : ecran noir no miseo rehefa mi-boot ny serveur X ..
Mety Ny Carte ve ny Olana sa ny Pilote ? Hatramin izao aloha mbola eo ampitadiavana vaha-olana aho ... Sao mba efa nisy tratran io tato ? :)
***Debian :
baji:/home/ando261# glxinfo
name of display: :0.0
display: :0 screen: 0
direct rendering: Yes
...
baji:/home/ando261# fglrxinfo
display: :0.0 screen: 0
OpenGL vendor string: ATI Technologies Inc.
OpenGL renderer string: RADEON 9550 Generic
OpenGL version string: 2.0.5755 (8.24.8)
Fa Raha vao alefa ny "glxgears na fgl_glxgears" dia mitsatoka ny serveur X ... tsy fantatro hoe ahoana ...
Misy zavatra mahalasa eritreritra ahy ao amin ny logn'ny Xorg :
(WW) fglrx: No matching Device section for instance (BusID PCI:1:0:1) found
(--) Chipset RADEON 9550 (RV350 4153) found
Mety io angamba no mampitsatoka ny Xorg ... Fa mbola eo ampikarohana vaha-olana aho io ...
***@ FC3 : ecran noir no miseo rehefa mi-boot ny serveur X ..
Mety Ny Carte ve ny Olana sa ny Pilote ? Hatramin izao aloha mbola eo ampitadiavana vaha-olana aho ... Sao mba efa nisy tratran io tato ? :)
19. lapino
(
04/05/2006 07:23)
Afaka apetraka eto ve ny contenu-n'ny xorg.conf, izay misy hoe section "Device" sy section "module"