vehivavy tia hard rock
1. mamzelkely
(
26/04/2006 05:46)
hono hoa ry zareo aôna kay ny mba fijerinao ny vehivavy mankafy ny gado-kira mavesatra genre ACDC SOAD (system of a down) sns reny :lol:
répondu par tsimatimanota le 26/05/2006 09:54
3. Fiffi
(
26/04/2006 07:10)
mamz: tena vhv tia mihetsketsika mihintsy ireny an! tia mandihy , tsy ratsy aloha fa ny efa hitako aloha dia tena ankizy mihintsy , sady ny fandihizany @ ireny mozika ireny tena mahagaga ahy mihintsy.
4. mamzelkely
(
26/04/2006 07:34)
ah oki ny mahatonga anah manotany an zany mantsy de matetika comparer-na am olona mpi-:@ be fôna reny mpanao hard rock reny sy zay mpakafy de mba tiko ho fatatra na mety ho ôtran'izany ko ve ny fi-considérer-na vhv :roll:
5. pika
(
26/04/2006 08:15)
tsy dia voatery izany kosa angamba
tsy maintsy misy anie ny miavaka @ betsaka e
na izany aza misy zavatra tsy norimaly ao fa fantaro sy diniho tsara ilay vhv tia an'izany
tsy maintsy misy anie ny miavaka @ betsaka e
na izany aza misy zavatra tsy norimaly ao fa fantaro sy diniho tsara ilay vhv tia an'izany
6. little
(
26/04/2006 08:15)
fa ndry hitako fa mirevy be ka,=))=))=))
fa tsara ky zany an na de mirevy aza.=))=))
fa tsara ky zany an na de mirevy aza.=))=))
9. mamzelkely
(
26/04/2006 09:34)
fiffi zah klou tsoriko fa tia tena tia zah mankafy be zah ka zay no nahatonga anah nanotany an'io satri de mahita fy be zah tam maraina nandefa ACDC mafy beuu de ato apesana zah mihaino QUEEN de refa anaty fira mihaino SOAD anjekako oooo :{:{:-D:-D
10. Fiffi
(
26/04/2006 09:39)
mamz: anjekaky ooooo :{:{:{ de manao BOUM BOUM ve zany ao anaty fiara ? :-D:-D:-D tahak'izao ve ? :-D:-D:-D:-D tandremo hiany akia ny sofina an! :-D:-:-*
11. mamzelkely
(
26/04/2006 10:04)
ieuuu loza mitsy ee ka zay nomahalasa saina anah we sô de ts norme ary zany zvt tiko zany :-D:-D
12. ari.malala
(
26/04/2006 10:50)
karazana gadonkira toy ny karazana gadonkira rehetra ihany ny hard ka amiko tsy hitako hoe manin ny vhv tia anreny ka, tsisy anzany ts norm zany mits
13. cutie
(
26/04/2006 10:53)
za koa tia an'reny fa feon-kira fotsiny fa raha vo maheno ny feo de lasa orera :-D
14. totofy
(
26/04/2006 11:40)
zelkely : hay ve njyy tia hard rock koa é , kaikaikayyy bonne be zany =D=D=D=D=D
15. mamzelkely
(
26/04/2006 11:49)
cutie :-*:-* ouffffffff fa ny mahasamihafa antsika roa de zah na misy feo aza tô tiko klé :-D:-D
totofy hihihi sampona ee:-D:-D
totofy hihihi sampona ee:-D:-D
16. jentilisa
(
26/04/2006 12:16)
Io dia tena hoe fitiavana ilay hira tokoa! tsy haiko izay niatombohany fa ny hitako dia toy ny rehetra ihany ny olona hitako tia io raha vehivavy no resahina!
18. mamzelkely
(
26/04/2006 12:38)
zany veuu za de tiko nefa le feon le ACDC ôtran bizarre iny :-D:-D fa le mélodie aloh no tena tiko ee :-D:-D
jentilisa de manin aza matetika considérer-na we mpi-:@ ry zareo ee:-D:-D
jentilisa de manin aza matetika considérer-na we mpi-:@ ry zareo ee:-D:-D
19. Herimiafina
(
26/04/2006 13:35)
mamzelkely:
hono hoa ry zareo aôna kay ny mba fijerinao ny vehivavy mankafy ny gado-kira mavesatra genre ACDC SOAD (system of a down) sns reny :lol:
Tsara ireny hira ireny retsy an! Fa tsy tsara amiko ny filozofiany, satria basé amin,ny fiantsoana devoly, invocation du mal.
Sauf system of a down angamba klé. Bon, miankina aminao, inona no tinao amin'ireny? le mpihira sa le hira sa le tonony sa le filozofian,ny Hard.
Raha le tena le filozofian'ny Hardos mantsy de hitako fa mbola tsy zakan'ny tany mahantra toa antsika fa luxe loatra e! Ohatra hoe mihinana Faty sy alika ary ramanavy.
matory anaty fasana, manatsofa zanak'ondry toa an,i Marilyn Manson, na koa manao firaisana mandritry ny spectacle eny ambony scene, hehehehehe:-D
20. mamzelkely
(
26/04/2006 13:41)
an an an ts tiko aloh le filosofy ee fa le rythme no tena tiko :-D
le SOAD de tiko mitsy aloh le mélodie no tena tiko :-D:-D
le SOAD de tiko mitsy aloh le mélodie no tena tiko :-D:-D