vehivavy tia hard rock
22. fanantenana2003
(
26/04/2006 15:02)
mpankafy ireny hard ireny aho taloha, mbola mihaino ihany aho fa lasa rock tsotra indray, guitare electronique no tena tiako, fan groupe iray izay aho, depuis l'age de 16 ans nihaino an'io dia hatramin'izao, (TOTO), mi-decompresser be ahy, isan'andro aho manana droit an'io groupe io, tiako rehefa ireo guitariste toy an'i Steve vaie, steve lukather evidement, larry clarton, ect..fa ireo musique metal efa tsy nihaino intsony aho, koa izay tia an'ireny musique ireny dia manantona ahy fa vonona ny hiresaka isika ary mety lasa mpinamana be koa satria tena tsy manana namana no mmba mpakafy azy ireny, milalao guitare koa aho fa mbola amateur be, manana squier by fender aho fa tena mbola henjanabe ny milalao azy koa! mpialalao musika daholko koa ny ato an-trano dia mba revoka koa ny tena eh! mbola eo ampilalaovana debutante any Hey joy an'i jimmy H aho io!ensuite...
vive le rock eh
vive le rock eh
23. Fiffi
(
26/04/2006 15:30)
tsara kosa zany an! tandremo fotsiny zany sao dia hatao mafy be rehefa manomboka @ 10 ora alina fa be ny tsy mahatanty .
24. fasaly
(
26/04/2006 15:49)
mamzel: ny ahy tsy de rock maveusatsa lotsa fa otsan'ny ambonjona ihany ka:°):°):°) lau te,na maveusatsa anie manjary manaikitra kiraro e!;-)
25. fasaly
(
26/04/2006 15:52)
cutie:
mamzell raha vhv no mihira de tiako fa raha lhl de orera:-D
hounnnn de cuti zany veuh tsy tia miahino an'iscorpion!:cry: milay beuh lay feony kou!!!!!!
tena milay beuh:P
26. Herimiafina
(
26/04/2006 17:12)
cutie:
dain ko ty HM:evil:
tsy i HM no manambara an,io fa observation objective avy amin'ny fianarana Sociologie culturelle retsy io an! Hita ao daholo ny filozofian'ny Hip-Hop sns ary ny Hard Rock. :-D
27. fasaly
(
26/04/2006 17:48)
HM/ zà sady hip-hop no rock de ahoana zany ny filozofia-ko amzany mitambatsa beuh ao dooly veuh!
"la boulette" n'i diam's hummmmm!
"la boulette" n'i diam's hummmmm!
29. fasaly
(
26/04/2006 18:55)
cutie: dadany njay zany an! ny ahy ny feo koa hankafizina beuhhhhh!:°):°):°):°):-D
31. fasaly
(
27/04/2006 04:13)
diam: hay tianjy kou iny hira iny:P:twisted::?: ary mety mitovy gout ihany zany trika an! sady mitovitovy kou ny ps nareo roa8)8)8)
32. mamzelkely
(
27/04/2006 05:25)
fasaly aa ts haiko akia fa depuis zah nankafy an ambonjona mitry de lasa tia rock aa tena ts haiko mitry zay nahazo ahy fa lasa nankafy an le gadona zah mo ko ny olona manodidina ahy tia de lasa zatra zany za de lasa manakafy hatram zao ngah ts loza eeee:-D:-D
33. Fiffi
(
27/04/2006 06:09)
zah ry zareo de tena tara be mihintsy @ ireny hira ireny sady tsy maharaka :oops: fa ny tena mba tiako dia ny klasika :oops:
34. mamzelkely
(
27/04/2006 06:50)
tsara ko ngeh ny klasika ky ry fiffi surtout tam mbola nianatra de alohan examen mi-decontracte tsara ka:wink:
35. cutie
(
27/04/2006 09:12)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 27-04-2006 00:28:59
Lohateny : Re : vehivavy tia hard rock
fasaly: milay akia iny "la boulette " iny a
cutie: henoy tsara ny tonony
efa we za tsy mihaino ny feony koa in njay :-D:-D:-D
36. cutie
(
27/04/2006 09:14)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 27-04-2006 11:09:39
Lohateny : Re : vehivavy tia hard rock
zah ry zareo de tena tara be mihintsy @ ireny hira ireny sady tsy maharaka fa ny tena mba tiako dia ny klasika
za koa tia klassika sady iny teny tsy misy mpihira mitsy :-D:-D:-D:-D
37. mamzelkely
(
27/04/2006 09:25)
de aôna ky ny ataonjy zany ry cutie refa misy hira misy tonony toundé vononjy vao mande le tonony ve sa aôna :-D:-D:-D
38. cutie
(
27/04/2006 09:32)
tsy vonoiko ka, miserana ny sofiko fotsiny fa tsy misy haiko ze voalaza ao :-D:-D:-D:-D
39. mamzelkely
(
27/04/2006 09:40)
ah oki de aôna zany nefa njy zao ao ambadika ao mitady tonony :P:-D:-D sa exception io :-D:-D
40. cutie
(
27/04/2006 09:41)
hafa io,tsy rock io koa
hitan-jy le hiran'ny ambondrona vavam-biby iny,iny zao tena ankafiziko.
hitan-jy le hiran'ny ambondrona vavam-biby iny,iny zao tena ankafiziko.