J - 20 - Veloma mandra-pitafa fa tsy mandrakizay

1. kala ( 24/04/2006 14:40)
Tsy mahay mandahan-teny saingy refa tonga eto aho dia mba miezaka kely hahay hanoratra.=((

Tsy dia misy hambara firy ry tapaka sy namana isany fa efa io voalaza io ny andro izay tsy maintsy hifandaozantsika kely.

Koa mankasitraka sy mankatelina ny fiarahana teto indrindra moa refa tonga hivanitika kely zay..:-* :-* :-* :-* :-* :-*

Hametra-beloma aminareo aloha mandritry ny fotoana elaela, noho ny asa aman'andraikitra izay tsy maintsy sahanina.
Mety ho tafaverina eto ihany fa aleo aloha ny mahasoa vao ny mahafinaritra ê!:-$

Mety tsy hanana fotoana tahaka ny taloha intsony ahafahana mitafa eto fa dia mirary soa ho antsika rehetra.

Raha misy teny voasoratra nataoko taminareo mety nanafintohina tamin'ny dinika zay natao dia ataovy fotsiny toy ny hoe "mbola zaza bodo i kala ka tsy takany akory izay tena tokony holazaina"

Mirary soa hoantsika rehetra. Mbola mamerina ny fisaorana tamin'ny fandraisanareo ahy.

Ary indramiko ny tononkalon'i RADO "Hoany ianao kanefa" ifanaovantsika veloma eto.

Mbola eto aloha hatramin'izao fa mila ahena foana le andro voatondro

:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
tsy an-kanavaka.
Tena nahafinaritra ahy daholo nareo

kala
répondu par dadabe le 02/07/2006 09:00
2. Fiffi ( 24/04/2006 15:00)
kala: :(:(:(:(:(:(:(
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* de miverena aingana akia an! :(:(:(:(:(:(
3. Fiffi ( 24/04/2006 15:05)
kala: fa andraso aloha fa :evil::evil::evil: @ dry zah satria io indray fa tsy ho hita. Fa na izany aza akia dia mahereza hatrany an! de fantaro fa tsy manadino andry koa akia zah an! de :-*:-*:-*:-*:-*:-*
:(:(:(:(:( :-*:-*:-*:-* de iza indray zao akia no handefa blagy belge bdb ho anay ? :(:(:(
4. Herimiafina ( 24/04/2006 15:25)
Okay, dia veloma izany de amin'ny manaraka indray! Aza adino ny voandalàna. :-*:@
5. pissoa ( 24/04/2006 15:59)
kala :evil::evil: njy
:-*:-* kanjony e!
6. diamondra27 ( 24/04/2006 16:09)
kala: mahaleova mahalasàna de tongava @ ambony indrindra sns.....Fa mikotràna tsara aloha de jerijereo ihany diams27 refa tonga eo @ toerana njy an! de andefaso invitation @ réception refa ohatroatran'izany...

kiss njy:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. kiali ( 24/04/2006 16:12)
snif!! snif!! bouhhhhh! aza lozanao moa zah eh! snif!:-o:-o:-o
de ahona zany zao ny hiafarako eto ry kala??
8. totofy ( 24/04/2006 17:13)
kala :oops:
raha handeha ianao kanefa ...ny namana malahelo daholo tsy afaka mijanona ve ianao é ??? :-D:-D:-D
hoe : raha mila fanampiana ianao raha misy tsy mety ny atao ... tsarovy akia fa any ho any misy namana... miandry ...hitondra fanampiana , ka raha te-hanoratra dia ny aty tsy miova adiresy....serasera foana an ! =((=((:snif::snif:
9. Fiffi ( 24/04/2006 18:49)
mahay mihira totofy an! tsara be io hira io!:)
10. totofy ( 24/04/2006 19:01)
Misaotra fiffi ,
ndao atao duo sika mi-2 aza é , dé raiso ny guitara
la lalala lalalalala lalalalalalala :oops::oops:
11. Fiffi ( 25/04/2006 04:15)
totofy: raikitra zany ! :) la! la! la! la! musika !
12. tiatsara ( 25/04/2006 05:24)
Mirary soa Kala a !
Ny mahasoa tokoa aloha e ! marina izany.
Dia tafità soa @ izay kasaina njiko, dia mahereza ankia.

Eto foana izahay e ! Misaotra t@ fiarahana fa nahafinaritra, dia mirary anjiko mbola ho tafaverina soa aman-tsara.

:* :P
13. little ( 25/04/2006 06:14)
e! de ilaozan-dry ve zay ry Kala!
de hindramiko koa le tonon-kira n'i Samoela iny e:
Any ianao zay e!
rotsirotsin'ny fiara Hyundai enaoo zay!
Zay ky eto foana
fa ngah polisy o! ra mba tratranao any anie iny Kala kely iny de avereno eto ndray e!:(
Am-pitiavana be E!:-*:-*:-*
14. tafita ( 25/04/2006 07:20)
I kala kou ve retsy dia mahay mamendrofendro be , izaho zao saika tsy hilatsa-dranomaso dia latsaka tampoka ny ranomasoko satria dia tahaka ny hoe tsy hifankahita mandrakizay mihintsy ...
Eny e, tsy tantiko ny hanatrika izao fotoana izao ka dia veloma veloma no apetrako ( KOIKE )
Samia ary ho tahin'Izy Tompo e
15. mamzelkely ( 25/04/2006 08:47)
de mandar-mpanoratra njay ky zany ry kala ko :( de enga anie njy hahita zay tedavina de hiverina engana eto aminay bizz be anjy :-*:-*:-*
16. vale ( 25/04/2006 10:07)
:-*:-*veloma akia kala , fa nafinaritra tokoa alou ny ferahana teto eh :D, dia tanjemo tsy miverina eto rehefa vita zay natao ah, ha ha hah :wink: mba sangy2 io an!!!fa mahavita soa any akia dia izahay eto foana miandry andry daholo, na dia malahelo ihany rehefa misy olona mahazatra lasa:(:-*:-*:-* njy!!
17. watafon ( 25/04/2006 11:18)
kala: tsy hitako izay holazaina fa maniry ny hiverena-njy e! zany an !!!!
18. kala ( 25/04/2006 11:20)
merciiiiiiiiiiiiii anareo rehetra â! de
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*

fiffi > hoavy eo ihany ny blagy belge ka! mametraka aloha vao mandeha:wink:
HM > bômba no entiko ê!:roll:
pissoa & diam > :-* de asiana:twisted: kely fotsiny, lengako kambo ê!:lol::lol::lol:
de aza variana njy ry diams @ les juniors fa zà zao efa tsy eo tsony aloha an!
totofy & tiatsara > :-* ataovy tsara ny hiranareo sy fiffi
little > kou zà ngah manana hyundai ê!:-D:-D
tafita & mamzel & vale > :-* :-* :-*
:cry::cry::snif::snif::snif:=((=((=(( anareo ê! fa mba asio plasy hoanà ihany ry mamzel refa mihinana pop corn njy ê!
kiali > (l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)


19. watafon ( 25/04/2006 11:21)
:cry::cry::cry::cry:
tena efa lasa v ? :*:*:*
20. pissoa ( 25/04/2006 11:26)
Bizzz njy kala :-*

J-19 leitsy androany ry wata an :-*:cry: hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3881