J - 20 - Veloma mandra-pitafa fa tsy mandrakizay
21. kala
(
25/04/2006 11:30)
wata > mbola misy andro maromaro kely leisy ê!:*
ngah mbô malahelo elà :twisted:
ndao hoany @ hatsikana refa avy eo ê!(le belge io an!:wink:)
ngah mbô malahelo elà :twisted:
ndao hoany @ hatsikana refa avy eo ê!(le belge io an!:wink:)
27. kala
(
26/04/2006 05:26)
diam > aiza zany afrique du sud :?: de inon zany diamant:wink: raha hitrandraka diamant ve tsy aleo ndry no antsoina hitondra lachansy:-D:-D
kiali > ny an'elà, maty ve voa ramalala de:-*:-*:-*
wata > aza malahelo leisty fa mbola maro ireo namana eto ahafahana mitafa :* :* :* :* mitady harary ny foko fa tsaboy aloha raim
aiza koa ê!:wink:
kiali > ny an'elà, maty ve voa ramalala de:-*:-*:-*
wata > aza malahelo leisty fa mbola maro ireo namana eto ahafahana mitafa :* :* :* :* mitady harary ny foko fa tsaboy aloha raim
aiza koa ê!:wink:
28. ari.malala
(
26/04/2006 11:30)
kala, fa hoaiza njy?:( d aôna zany? :cry: eny aza fa de mirary soa bdb hoanjy za e :-*:-* mahità ze tadiavina rehetra de aza adino ny manome signe kely we iny i kala fa nandalo an :-*:-*:-*
31. kala
(
26/04/2006 12:23)
ari > mitsidika kely anjy sy ny junior eo zà de alaovy hanao nourrice ê!:-* :-* :-* :-* mety efa afaka tsara amin'izany. tsy fantako kambony ê!:roll:
tsy maintsy mandalo ka!8)
samoana > aleo ary enao no tafihako @ pétanque ê!:wink:tsy tafa any aminareo ny dia fa lalan-kafa r'ise ê!:-* fa na izany aza refa le manao carreau iny de mbô tsarovy ihany ê!:D:D:D
wata > :-* :-* aza miala lavitra =((=((
mbola mankasitraka ny fiarahan ê!

33. Herimiafina
(
26/04/2006 17:06)
Tafita izany i kala ka tokony asiana arozazy be raha azoko tsara an! hehehehe:-D
34. kala
(
27/04/2006 05:21)
fa maninon an'i diam ndray ary i wata:roll::roll:
:-* :-* :-* ny anjy ê!
HM > aiza koa ê!:wink: refa tafita zany aza ange tena vao mainka tokony ho hita eto foana:twisted:
:-* :-* :-* ny anjy ê!
HM > aiza koa ê!:wink: refa tafita zany aza ange tena vao mainka tokony ho hita eto foana:twisted:
35. diamondra27
(
27/04/2006 07:27)
kala: izy ihany no mahalala azy
asio le arozazy tokoa aloha fa tssss
de aza adinonjy oa za an!:-*:-*
asio le arozazy tokoa aloha fa tssss
de aza adinonjy oa za an!:-*:-*
37. dadabe
(
27/04/2006 15:02)
handeh ve kala le =D=D=D=D=D=D fa tsy :(:(
le sipa anie mody hoe:(:( nefa ao ampony:-D satria hoe mihena iray indray ny bebe
le sipa anie mody hoe:(:( nefa ao ampony:-D satria hoe mihena iray indray ny bebe
40. watafon
(
27/04/2006 18:19)
diam:calma njy e!!!:-*:-*
kala; za eto fôna fa tsy miala lavitra zany k !:*:*
kala; za eto fôna fa tsy miala lavitra zany k !:*:*