sembana
1. fek
(
07/04/2006 07:19)
lanareo ve efa mahalala ny hagagan' ny jamba nahita moana nifampibitsibitsika tamin' ny marenina? Ampio fanazavana kely fa tsy takatry ny saiko mihitsy
:-D:-D:^):^)
:-D:-D:^):^)
répondu par diamondra27 le 08/04/2006 19:24
2. ari.malala
(
07/04/2006 07:26)
mangalà enao eskabô d takaro fa mora takatra kely zany e :-D:-D:-D:-D
4. Fiffi
(
07/04/2006 08:08)
io ary fa hazavaiko anao : [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/080105hiding.gif[/IMG] azo ve ? :-D:-D:-D de mangalaha [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/nc1.gif[/IMG] raha tsy takatra :-D:-D
6. kala
(
07/04/2006 10:21)
ary enao ve efa nahita moana nividy solomaso sy jamba nividy borosy nify:-$
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
7. mandrindra
(
07/04/2006 13:07)
mihira ny marenina : "injay ilay feo, injay ilay feo fa tonga indray".
mamly ny jamba:" indro tazako, indro tazako manangasanga, mivoka ireyr ao antin'ilay ala manga"
taitra ny malemy ka nihira hoe :"lehilahy mody e, zao no famindra".
inona ary no hiran'ily moana?
mamly ny jamba:" indro tazako, indro tazako manangasanga, mivoka ireyr ao antin'ilay ala manga"
taitra ny malemy ka nihira hoe :"lehilahy mody e, zao no famindra".
inona ary no hiran'ily moana?
10. kala
(
07/04/2006 17:54)
mandrindra > ny tanana no ahetsiketsika eny, de nitsiky zà fa tsy nihomehy ka:wink:
:roll::roll::roll::roll::roll:
:roll::roll::roll::roll::roll:
13. diamondra27
(
08/04/2006 07:56)
ary nisy jamba iray koa hono izany te hiampita arabe de nanao pancarte oe: ampio izaho, de iny nisy madama iray mba niantra azy de novaliany hoe: 'za nge ry madama aveugle fa tsy moana na marenina e!
14. onjah
(
08/04/2006 13:23)
mandrindra:
mihira ny marenina : "injay ilay feo, injay ilay feo fa tonga indray".
mamly ny jamba:" indro tazako, indro tazako manangasanga, mivoka ireyr ao antin'ilay ala manga"
taitra ny malemy ka nihira hoe :"lehilahy mody e, zao no famindra".
inona ary no hiran'ily moana?
(...) ny moana hisy handre (...)
17. mirana5
(
08/04/2006 18:28)
Dia indro ary nisy BOKA sy SIMA niandry bus, niandry ka niandy ka niandry, tsy tonga mihitsy ny bus dia hoy ilay SIMA niteny hoé "marina raha tsy BOKA firehitra eto ampindrasana Bus eto marina, dia namaly lay BOKA tetsy ankilany "ty vava é" :-D:-D:-D