Diamondra27

1. fasaly ( 06/04/2006 16:51)
:?:?:?elalea zany zay try nahita an'i dimaondra27:?:?:?asa lasa aiza izy izay:?::?:
otsan'ny nalahelo azy aho tao ho ao waaa e!:(:(:(:-w
répondu par dadabe le 16/04/2006 14:44
2. Fiffi ( 06/04/2006 17:00)
zah koa tena malahelo be an'i Diam :(:(:(:(:(:(:(:(:(
3. fasaly ( 06/04/2006 17:11)
banga beuh mahintry rehefa try izy e!:cry::cry::cry:
fiffi amby aty kalouhifankahery eto trika:-*:-*:cry:
4. kiali ( 06/04/2006 17:47)
fa iza le diamondra27???? pihiran'ny pazapa vaovao koa ve zany??
5. cutie ( 06/04/2006 17:56)
diamondra ihany ve no bedada:roll:
6. Fiffi ( 06/04/2006 18:01)
f'ita hoa akia ry fasaly eh , ndryyyyy :-*:-*:-*:-*
kiali: DM ve ? namana navitrika niresaka teto @ forum akia izy an!
cutie: DM=bedada ? :roll: tsy izy kosa akia io an!
7. ravakamalala ( 06/04/2006 18:01)
za vao saika hiteny hoe anontanio dadabe?
8. cutie ( 06/04/2006 18:05)
fiffi zany ve,za manontany fotsiny8)
9. Fiffi ( 06/04/2006 18:06)
cutie: ka mba namaly fotsiny akia zah hoe tsy izy an! :) :-*:-*:-*:-*:-*
10. cutie ( 06/04/2006 18:07)
fiffi ok aza e :*
11. cutie ( 06/04/2006 18:08)
i veloo koa reto tena nanjavona :cry:
12. Fiffi ( 06/04/2006 18:09)
cutie: i Vahinala aloha , de i Diamondra , de i Veloo ko zao ! :(:(:(:(:(:(
13. cutie ( 06/04/2006 18:11)
i vahinala nga tsy efa any Dago zao ?
14. fasaly ( 06/04/2006 18:31)
ary toa otran'ny samy nandravona toko ngeh i dima sy bedada e!:lol::roll::roll::wink:
15. Herimiafina ( 06/04/2006 18:38)
Tsy maintsy mba mandeha mission kely ry zareo amin'ny fiainana an!
Lasa nanao mission daholo ry zareo ireo! ahummm :-w:-w
16. fasaly ( 06/04/2006 18:44)
hery: tena marina raha tsy raikitra marina ny tena mariazy any ananonanona any e!:roll::-w:-w:-w
17. Herimiafina ( 06/04/2006 18:48)
Eny e! Inona moa akia no olana ry fasaly? Aleo izy mba hamnao mariazy e! Ahummm ahummm :-w:-w
18. ravakamalala ( 06/04/2006 18:51)
matsiravinaaaaaa!!!!:roll:
19. cutie ( 06/04/2006 18:54)
iza tsara no natao mariazy?8O
20. Herimiafina ( 06/04/2006 18:57)
ravakamalala:

matsiravinaaaaaa!!!!:roll:

Ny inona ry ravaka?

cutie: hypothese io! :-w:-w

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0843