Diamondra27

41. cutie ( 07/04/2006 18:31)
bye bye hono:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 07/04/2006 18:34)
Aleo rehefa tonga izy de resahana ry anaka! :-w:-w
43. cutie ( 07/04/2006 18:36)
ka izy aza mbola tsy nandeha koa,ary in njay mo aty anaka ty :-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 07/04/2006 18:41)
Miala tsiny anaka fa mety nisy fahadisoana izany ny nadraisako ny antso antariby nifanaovanay! :-w:-w
45. cutie ( 07/04/2006 18:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
46. Fiffi ( 07/04/2006 20:22)
fa angaha lasa dada sa dadabe tampoka i Herimiafina no lasa miteny hoe "ry anaka" ? fa nisy inona ?
47. diamondra27 ( 07/04/2006 20:46)
:-D=))=))=))=))
voalohany indrindra aloha dia misaotra an'i fasaly tsy nanadino fa nitady ahy manokana ary misaotra ny namana hafa ihany koa nahatsiaro ahy. :-*:-*:-*:-*

Ho an'ilay namana tsy mahalala an'i diamondra27 de izaho no izy , diamondra fa tsy safira na varahina:wink:

mbola nanao mission kely sy nifana tao ho ao.Izany mission izany de mba hahalalako bebe kokoa ny momba ny tsirairay fa tsy holazaiko satria sekire.
48. diamondra27 ( 07/04/2006 20:50)
cutie: diamondra ihany ve no dadabe? sendra mba naka ny hevitr'i dadabe fotsiny 'za t@iny e!mba manao empathie re e!:wink:

fiffi::-*:-*
fasaly: :-*:-*

HM::-w:-w
49. diamondra27 ( 07/04/2006 20:56)
kiali: tena tsy mahalala ve sa tsy malala?
ravakamalala: fa inona no mahatsiravina kay
HM: inona injay alou ty ahummm ahummm 'ty e, sy hoe: intéressant interessant?azavao ary ambadika fa tsy maharaka 'za kle:wink:
50. fasaly ( 08/04/2006 05:27)
hummmmmm! iny eny ny diamondra27 nay fa tonga:P
zay efa natahatsa beuh hoe try hiverina trony njy!!!!
aza de mandeha mission ela lotra aza fa mahatsiaro kambony ny zafikely n'i dadabe sy bebe nge e!:wink::-D:-D:-*:*
51. Fiffi ( 08/04/2006 07:29)
tonga soa indray akia ndry ry diamondra an! :-*:-*:-*
52. diamondra27 ( 08/04/2006 07:44)
fasaly, fiffi:merci e

fasaly: njy koa kay manao an'ity ahumm ahummm ty an! arako doly nge e!nandalina comortement kely 'za nandritra ny absence-ko fa de hitako doly ny taratra:wink:
53. Fiffi ( 08/04/2006 07:46)
diamondra: fa tantara inona aloha zany akia ? dia nandefasan'i fasaly an'ity ve tato dia nihevona ndry de tonga ? :-D:-D:-*:-*
54. diamondra27 ( 08/04/2006 07:47)
fiffi: nifanena t@ homosapiens izay 'za de mampamangy hono ndry fa zany anisan'ny mission nataoko ka aleo atao tafita ny hafatra fa sao maha be kibo

de nahita an'i vahinala sy jennifer2 ary veloo ihany koa fa de mampamangy doly hono nareo e!
de:-*:-*:-*:-* doly fa tsy manadino ny akolita
55. Fiffi ( 08/04/2006 07:52)
fa iza akia zany homosapiens zany ?
fa dia misaotra aloha nitondra hafatra an! :-*:-*:)
56. fasaly ( 08/04/2006 08:11)
diam :no- piraté-ko io ahummm ahummm io a! ho tezitra ny tena tompony io fa nampiasaiko fa try matiko lolo e!:wink::wink::wink: sa ahoana ry HM??????? ao fa antsika sy injy ihany io an!:^):^):^):^)
57. diamondra27 ( 08/04/2006 08:43)
fiffi:anontanio kely radoko e! aza mody fanina moa e! fidely nge izy e:wink:

fasaly:ok ary,ça restera entre nous ihany io:-*:-*:-*:-*
58. Fiffi ( 08/04/2006 13:26)
DM ! :wink: mitsapatsapa an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
59. dadabe ( 08/04/2006 14:47)
fasaly an ! jereo injay fa manao resaka ambadika diams sy HM :evil: de andao koa tsika 2 hamerina ny lasa fahiny aza e:*:*:* fasaly :*:-$
60. Herimiafina ( 08/04/2006 21:08)
Ahan :@:@
Tonga i DM klé, tonga ny tompotoerana. ahan :@
DM: :*, nataonao aiza i Junior fa te hahita azy zah amin'iny week-end ho avy iny? ahan :@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7318