tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany!!!!

1. lemenakely ( 06/04/2006 10:40)
tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany ny lasantsy koa nisondrotra nanomboka omaly !!!asa tsy misy mésure d'accompagnement tokony ho raisin'ny fanjakàna ve na subvention ohatra rien que ny carburant izay andrin'ny toe-karena tokoa
répondu par mandrindra le 02/05/2006 11:36
2. Fiffi ( 06/04/2006 11:39)
nahoana moa no tsy tokony hisy mesure raisin'ny fanjakana saingy manao be marenina ry zareo , toa tsy mijery ny fijalian'ny olona fa variana @ fikarakarana ny fifidianana ?
3. zandikely ( 06/04/2006 11:51)
Raha tsy ampy ny exportation mampiditra devises, na dia anao subvention aza, tsy vahaolana maharitra. Zaho mino fa mbola hitotongana hatrany io Ariary io. Isika ange manao importation betsaka fa kely ny exportation atao. Dia tsy mahagaga raha mihendanja isan'andro ny Ariary
4. vale ( 06/04/2006 11:56)
5. finaritra ( 06/04/2006 12:31)
Loza izany!!! fa ahôna e??!! nilatsaka ny chiffres !!
:cry: :cry: :cry:
6. jungle ( 07/04/2006 01:26)
c pas grave tt naturel...
welcome to the jungle

a+
7. LazaRandri ( 07/04/2006 01:27)
ary otrinona zao ny Ringitt?
8. LazaRandri ( 07/04/2006 01:41)
conjoncture internationale io ry rankizy a. Tsy eto Madagasikara irery fa maneran-tany mihitsy no mihen-danja ny Ariary. hahaha.
9. joujou ( 07/04/2006 03:53)
:evil: nihena ndray zany ny karama, grrrr
10. LazaRandri ( 07/04/2006 04:05)
joujou:
nihena ndray zany ny karama
nitombo ka.
Ra karama eto Madagasikara raisina Euro dia nitombo.
Ra karama any an-dafy raisina FMG dia nihena. Kanefa misy mandray karama gasy ve any? hahaha


11. LazaRandri ( 07/04/2006 04:19)
ouuuay! Ny officiers gasy manaraka formation any brest tokotrany kay moa mandray ny "equivalent" an'ny karamany amin'ny Euro. :(
12. fijo ( 30/04/2006 19:14)
le "subvention"tsy vahaolana,satria raha vao miditra amin'io,dia ringana ny volam panjakana.satria io tsy hitsahatra ny hiakatra foana ny vidin'ny lasntsy avy any ampotony.
ny aty frantsa aza tsy sahy miditra amin'izany.
araha ny hevitro dia ny taxe no tokony hanenana kely.
13. mandrindra ( 02/05/2006 11:36)
ny vidin'ny lasantsy madio hors taxe dia 0,065 € mivoaka raffinerie. dia eritrereto izany izay mety ahatonga ireny vidiny eny amin'ny station ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6632