tondro molotra
1. LazaRandri
(
03/04/2006 00:08)
Raha misy bandy roa lahy mpinamana dia tsy mampaninona ny fiarahamonina satria hono akama bonnn.
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa foana? hahaha (ny fisainan'ny Ray aman-dReny gasy no manao an'io surtout)
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa foana? hahaha (ny fisainan'ny Ray aman-dReny gasy no manao an'io surtout)
répondu par kiadi le 20/05/2008 14:05
2. LazaRandri
(
03/04/2006 00:12)
Ry zareo any azia koa toa misaina mitovy amin'io satria ry zareo tsy mba mifanoroka sy mifamihina izany raha tsy mpivady ihany.
Tandremo ihany ry zalahy manao bisous asiatika imason'ny Ray aman-dReniny fa sady feno loko mena ny takolaka no mahazo demande d'explication. hahaha
Tandremo ihany ry zalahy manao bisous asiatika imason'ny Ray aman-dReniny fa sady feno loko mena ny takolaka no mahazo demande d'explication. hahaha
3. Fiffi
(
03/04/2006 04:46)
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa foana? hahaha (ny fisainan'ny Ray aman-dReny gasy no manao an'io surtout)maloto heritreritra zany !!
4. fasaly
(
03/04/2006 05:16)
LazaRandri:
Raha misy bandy roa lahy mpinamana dia tsy mampaninona ny fiarahamonina satria hono akama bonnn.
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa foana? hahaha (ny fisainan'ny Ray aman-dReny gasy no manao an'io surtout)
enao marina!!!!:cry: amzao aza mbola pire ny fisainan'ny sasany sy ny tondromolotra, raha roalahy mpinamana be mifankatia de lazaindry zareo fa PD, de raha sipa roa mpinamana bueh lazaindry zareo fa LESB. donc efa tsy norme tsony ny mpinamana mifankatia amzao:-D:-D:-D:-D raha nanana sipa namako beuh mifankatia amiko tsara iny de miaraka mandede de mifampitantana de tena nisy sahy mintsy hoe lesb. hono zay:evil: rangitsa beuh zà fa tssssss:-D:-D:-D
5. Fiffi
(
03/04/2006 05:39)
fasaly: indrisy akia fa zavatra efa mahazatra izany tonga dia heritreritra maloto zany no mba ao an-doha an! :(
6. LazaRandri
(
03/04/2006 08:24)
Fi sy Fasaly> avelao hievi-dratsy any amin'izay tsy sahany kotina tsony le sipa fa heveriny fa efa misy tompony. hahahahaha!
9. fasaly
(
03/04/2006 11:35)
lazarrandria! an an an! nahako sy lay namakko tena hay mahintsy fa mpinamana zay kouuuuu:? de misy lmilaza zao fa LESB hono! nefa anie ny sipa gasy indrindra fa mpinamana beuh zàtra ity mifampitantana ity e! fa vozàha alou no nikredy hoe LESB hono zay fa mifampitantana:-D:-D:-D tssssssssssssssssss:x
10. Fiffi
(
03/04/2006 11:40)
fasaly: :-D:-D:-D fa misy akia tena tsssssssss marina mafy moa zany an!
11. Samoana
(
03/04/2006 12:45)
Fasaly/ nifampitantana taiza njy sy sipagasy ?!!:lol:
LazaRandri/ Ampenaro ahy izany mpinamana toy ny mpianadahy izany fa ny ahy tsinona 1 ihany ny anabaviko e ! hihihi
LazaRandri/ Ampenaro ahy izany mpinamana toy ny mpianadahy izany fa ny ahy tsinona 1 ihany ny anabaviko e ! hihihi
12. mandrindra
(
03/04/2006 13:12)
Fiffi:
Fa izao e! Maninona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa foana? hahaha (ny fisainan'ny Ray aman-dReny gasy no manao an'io surtout)maloto heritreritra zany !!
tsy azoko, fieritreretana hoe mpisipa ny olona roa ve dia eritreritra maloto?
13. fasaly
(
03/04/2006 16:11)
samoana: nifampintantana tany am fetin'ny kermesy en plus:wink::-D:-D:-D
14. Veloo
(
03/04/2006 16:15)
na inn na inn atao ankehitriny tsy maintsy votondro molotra doly eeeeeee. Zay mahasoso ny fianana atao:wink:
15. Fiffi
(
03/04/2006 18:51)
mandrindra: ka zao manko: izy milaza hoeManinona rehefa misy bandy sy sipa mpinamana be toy ny mpianadahy dia lazaina fa mpisipa foana? hahaha (ny fisainan'ny Ray aman-dReny gasy no manao an'io surtout)
dia hoy aho hoe: maloto fisainana izany satria maninona no tonga dia any ny heritreritra ? fa maninona no tsy mba miheritreritra hoe " mpinamana fotsiny ireny" ?
dia hoy aho hoe: maloto fisainana izany satria maninona no tonga dia any ny heritreritra ? fa maninona no tsy mba miheritreritra hoe " mpinamana fotsiny ireny" ?
16. LazaRandri
(
03/04/2006 22:20)
Samoana:Tongava ary aty Malaysie Samoana fa aty be dia be ny "anabavy ao amin'ny Tompo" na dis firenena silamo aza. hahaha!
LazaRandri/ Ampenaro ahy izany mpinamana toy ny mpianadahy izany fa ny ahy tsinona 1 ihany ny anabaviko e ! hihihi
18. mandrindra
(
04/04/2006 14:02)
fiffi a, lzay mieritreritra rehetra hoe mpisipa dia maloto fisainana, izaho aloha tsy hitako izay maloto amin'izany e, fombanjavatra io.
19. Samoana
(
04/04/2006 14:08)
LazaRandria/ Ka ny tenin'ny Tompo anie manao hoe "tiavo ny namanao tahaka ny tenanao " fa tsy tahaka ny anabavinao e !:D ( ary tsy arako hoe malailay any asie any indray ranamana !!hihihi)