tondro molotra
21. LazaRandri
(
05/04/2006 01:14)
Samoana> Ny toa ahy mantsy tsy manana anabavy dia izay no mety nitenenany an'io. Ny manana anabavy sasany indray sasatry ny miady! hahaha.
Malailay ahoana moa izay? :-D Ry zareo toa sady tsy fotsy no tsy mainty fa...tonga namana vao mavomavo. hahaha!
Malailay ahoana moa izay? :-D Ry zareo toa sady tsy fotsy no tsy mainty fa...tonga namana vao mavomavo. hahaha!
24. mandrindra
(
05/04/2006 12:06)
fiffi a, eritreritra sy fomba fijery izany fa tsy misy mampaloto azy.
25. LazaRandri
(
06/04/2006 01:33)
kala> inona no atao raha misy te hiditra fianakavianareo sy Samoana? haha
27. kala
(
06/04/2006 06:58)
laza > enao ange efa fianankaviana eto @ serasera ê f'angaha i samoana rery.:wink:
saingy zay fotsiny izy vao nandalo ndray de atao tongasoa ka!:oops:
fa misy inona kay??:-w:-w:-w
saingy zay fotsiny izy vao nandalo ndray de atao tongasoa ka!:oops:
fa misy inona kay??:-w:-w:-w
28. Fiffi
(
06/04/2006 17:04)
mandrindra: nefa ny lohateny hoe "tondro-molotra" ka tsy hoe voatondro-molotra ve ry zareo ? sa mety ho tsara io tondro-molotra io ?
29. LazaRandri
(
07/04/2006 01:02)
kala> Ka tsy izaho ange no te hiditra fianakavianareo e. Za aza zany efa izy eto @ serasera kanou. hahaha!
30. mandrindra
(
07/04/2006 08:16)
fiffi, ny tondro molotra tsy midika hoe ratsy foana no naton'ilay olona. ohatra izao any dago raha misy olona mividy fiara vaovao ao antanana dia manondro molotra azy daholo ny iray tanana.
31. kally
(
08/04/2006 06:58)
Mandrindra> Taiza indray koa no nisy an'izany hoe voatondro molotra eo @ fiarahamonina dia hirehareha fa hoe tsara izany?
Afa-baraka ny dikan'izany hoe tondroin'olona molotra izany, misy zavatra ataonao ifampiresahan'ny olona any ambadika any ianao fa tsy resahiny imasonao, dia rehefa mandalo ianao dia tondroiny @ molony hoe io ilay olona noresahintsika fa sao tsy fantatrao, raha tanana mantsy no anondroany anao mety hanontany ianao, fa molotra ihany no miasa dia tsy ho tsikaritrao akory.

33. zandrikely
(
08/04/2006 12:53)
kally :ka avelao ny fiaramonina hanondro molotra any e , iza no lasa lava molotra izy ra tsy izy reo ihany , ra zany aloha no heritreritina dia tsy hisy zavabanona e , zany hoe zay tian'ny fiaramonina ihany ve zany no azo atao , toa tsy mety an'izany zay ka
mandrindra : marina ko aloha zay e
mandrindra : marina ko aloha zay e
35. xxx
(
20/05/2008 13:44)
Ka ilay izy ange hoe tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka e, dia aleo mitandrina ihany.Izahay koa aloha dia tratran'izany mihitsy, enao madio be ny eritreritrao, dia ozizy ry neninay hoe tsisy lhl hahavatra hamangivangy anao sy ho hitanao foana amin'ny ilavanao azy zany raha tsy miketrika izy zay ao ambadika ao, fa rehefa nodinihiko dia marina ihany zany satria raha izaho aloha no lhl dia raha miinteressé ahy iny olona iny vao ahavatra amangivangy sy hiaraka aminy aho hi-calculéko azy fa sinon,aleoko miaraka amin'ny lhl mitovy amiko,lol.Bon ilay akizilahy namako tamin'izany moa zany tsy nideclaré mihitsy na dia hoe présent foana aza izy rehefa lilaina tamin'izany ka asa izay tena tao an-dohany.