Malaysia truly Asia
1. LazaRandri
(
02/04/2006 23:56)
50 taona monja ny fanjakana Malezianina amin'ny 2007 kanefa anisan'ny firenena mandroso any Asie-Pacifique. Mbola feno lavaka ny lalana ao an-tapon-tananan'i KL kanefa voky sy salama ny mponina, ary afaka mampiasa ny volany any amin'ny firenen-dehibe hafa. Ahoana isika Malagasy?
http://www.tourism.gov.my/vmy07/index.asp
répondu par Fiffi le 10/04/2006 03:55
3. LazaRandri
(
03/04/2006 08:33)
Fangah Fi nijery an'ilay video tao? Mety ilay connexion an'i Fi no ela fa tsy ilay site.
4. Fiffi
(
03/04/2006 08:54)
tsy ny connexion no ela be satria tsy misy fenetre misokatra mihintsy ato ka! fa tsy no-enregistreko fa nataoko ouvrir de temps restant 1h50 ve koh!
8. mirana5
(
04/04/2006 14:20)
Hitako lay vidéo, mahasondriana tokoa, aiz' tsika aiz'tsika hoy ianao aiza fa tsy eto akory? Samy manana ny vintany sy ny mpitarika mahavita azy koa ange é, Tsy kivy fa mbola tsy maintsy hitsangana é, ary ... Sakamalao sy Avozo koa isika sy ny Malaysia ka samy manana ny hanitra ho azy é:wink:
9. Fiffi
(
04/04/2006 15:25)
io ary fa nandramako indray fa tonga dia tapaka rehefa tonga eo @ 15minitra eo :(
10. cutie
(
04/04/2006 15:27)
ka ny malaysiana nozakain'ny anglisy ka tsy mahagaga raha mandroso ry zareo:lol:
15. Fiffi
(
05/04/2006 16:24)
cutie: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0034.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0035.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0061.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/20050411150447_ftpg_43.gif[/IMG]
16. LazaRandri
(
06/04/2006 01:42)
mirana5:zany ve? Noheveriko fa Alamo sy Avozo ka samy manana ny fofony. hahaha.
Sakamalao sy Avozo koa isika sy ny Malaysia ka samy manana ny hanitra ho azy é:wink:
ça sent la rosée! hahaha
20. mirana5
(
08/04/2006 17:41)
Fiffi:
cutie: mbola tsy nijery akory ary zah koh! :-D:-D:-D
mbo 8Omandehana mihazakazaka mijery otranay ary é:D