Malaysia truly Asia

21. cutie ( 08/04/2006 17:43)
mbola kamo za:oops:
22. Herimiafina ( 08/04/2006 21:18)
Ahan, :@:@
Misy kalakely manjamanaja ny izany fa aleo njay andeha kely ho any e! Sady mba miala kely amin,ilay gasy klou klé, ahan :@:@
23. Fiffi ( 09/04/2006 05:52)
cutie : hijery azy ve ? :-D:-D:-D
24. cutie ( 09/04/2006 15:08)
fiffi refa tsy nahajery ohtr'zay za efa tsy tafa tsony :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. mirana5 ( 09/04/2006 15:51)
tandremo sao variana @ akanga tsara soratra ka manary ny akoho tama-trano o!:cry::°):°)
26. Fiffi ( 09/04/2006 16:04)
cutie: :-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 09/04/2006 16:22)
Ahan, tandremo koa variana amin'ny akoho tamantrano ka manary ny akanga tsara soratra! lol ahan :@:@
28. cutie ( 09/04/2006 16:49)
in daholo kay reo :roll::roll::roll:
29. Fiffi ( 10/04/2006 03:55)
wadrayyy !! tena tsy tadidiko , fa angaha hoe "akanga tsara soratra" ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3151