Samoëla

1. fytiana ( 28/03/2006 21:24)
Manasa antsika rehetra izay mankafy ny mozikan'ity ranamana ity mba ho avy hanotrona eny @ Espace Jeanni Soavinimerina ny 02/06 ho avy zao @ 9 ora alina ka Samoëla no manomboka azy dia avy eo misy orkestra mandimby azy. Ka ilay izy izany dîner dansant. Dia raha mahaliana antsika dia antsoy ity nomerao ity 0324009872, an'ny mpikarakara io
dia manantena ny fandraisana anjarantsika. Misaotra éé
répondu par zandrikely le 09/04/2006 08:52
2. Fiffi ( 29/03/2006 03:20)
Dia mazotoa ary eh!
3. TYNOS ( 29/03/2006 07:57)
te azota tokoa fa saingy aty lavitra aty ka ato ahoana moa e! fa manasa anareo any an-tanànana any fa isan'ny mpankafy an'io bandy io zahay aty majunga de mazotoa daholo ary ééé!:lol::lol:
4. Fiffi ( 29/03/2006 12:26)
TYNOS: ianao ary any mahajanga mbola afaka ny hoe ho any tana fa ny aty ivelany no tena tsy misy hevitra mihintsy ko :(
5. fijo ( 29/03/2006 20:36)
fiffi an,ny antsika ny saina no alefa any e
6. Fiffi ( 30/03/2006 04:02)
fijo: andao hiaraka andefa saina any zany :)
7. zandrikely ( 02/04/2006 18:48)
toa ho avy aty hono i samoela , ato ho ato , masaka zany fa lasa zao e
8. zandrikely ( 09/04/2006 08:52)
dia manasa antsika ko zany @ 12 mai , ao nanterre , espace tsy haiko zay , fa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275