sary serasera

1. dadabe ( 28/03/2006 01:49)
hono hoaa mety ve raha mba sary tsy mbola niseho teto @ serasera no apetraka , fa manjary mankaleo bele sary efa hita tany aloha dia averina apetaka indray ,lasa tsy misy filinina intsony le mijery sarin'ny namana.Nefa raha toa ka tsy mety le hevitro dia aleo hiverina aty amiko ihany a :(
répondu par Veloo le 02/04/2006 03:20
2. Veloo ( 28/03/2006 03:28)
droit de liberte:wink::-D:-D:-D
3. Fiffi ( 28/03/2006 04:33)
fa manjary mankaleo bele sary efa hita tany aloha dia averina apetaka indray ,lasa tsy misy filinina intsony le mijery sarin'ny namana
tsy hitako hoe inona no olana @ zany , aza mijery fotsiny rehefa mankaleo anao !!:wink:
4. dadabe ( 28/03/2006 04:59)
tsy de tena hoe izany e!sahala @ hoe misy manao concurence anie e,izany hoe te hampiseho fotsiny ve hoe ity zah ??sa hoe...tsy haiko e

ekeko fa samy manao izay tiany ,fa mba fangatahana ny ahy , nefa moa raha tsy mety dia averiko indray "alao hiverina aty amiko ihany ny hevitro"
5. mamzelkely ( 28/03/2006 06:13)
misy marina ihany klou le lazain dadabae fa zay tin nareo ihany ka
6. Angie ( 28/03/2006 06:38)
ka io le hoe zay tiany ihany io fa izy kou efa lehibe kou :lol: ka sao dia manao Pub kosa ary izy dia lasa elabe ny sariny vao mivoaka dia averiny @ zay tonga dia hita injay :P politika doly izany kou miankina @ tanjony eto io kou :wink:
7. hery ( 28/03/2006 06:40)
Raha ny tena izy, ny sary dia anisan'ny tafiditra ao amin'ny mombamomba ny namana iray. Ilay hitanareo any amin'ny sary rehetra dia natao mba hahamora fotsiny ny hijerevana azy. Izany hoe ny tokony ho lozika dia mijery toa izao: Mitady namana iray ianao, dia mijery ny mombamomba azy, dia hitanao hoe nametraka sary izy, dia mijery ny sariny rehetra.
Ny namana mametraka sary (matetika) dia tsy dia nataony ho any amin'ilay hoe Sary rehetra loatra ny tanjona fa napetrany ho ao amin'ny sariny. Indraindray apetrany, dia avy eo esoriny, dia rehefa elaela dia apetrany indray sns...
Ho antsika mijery ny sarin'ny namana rehetra dia toy ny hoe ny eo ihany no miverina... kanefa mety efa nesoriny tao amin'ny sariny ilay izy dia misy namana hafa mangataka dia apetrany indray sns.

Raha ohatra ka mijery sarin'ny namana iray ianao ka misy sary mitovy maromaro ao... dia izay vao afaka lazainao izy hoe mba esory ny sary sasany fa mitovy daholo.
8. mino ( 28/03/2006 10:39)
:lol:
9. Achia ( 28/03/2006 13:52)
ka ny an'ny sasany aza tsy sariny akory no apetrany
eo ko za klo tsy manana sary ao e ,ny tsy hametrahako
a de za fopla be de tsy tiako ny mametraka sary hafa ao
10. kally ( 28/03/2006 14:09)
Izaho koa aloha mba nitovy hevitra @ dadabe f'izany hoe samy olon-dehibe hono moa ny eto ka samy manao izay tiany e! katsaka anaty lapoaly hono ry dadabe ka izay tsy mahatanty mipitika, nohamafisin'i Fiffi @ ilay hoe "...aza mijery rehefa mankaleo".
Dia inona moa izany ry dadabe fa dia izay izany hono e!Tsiky dia ampy!
11. dadabe ( 28/03/2006 14:24)
tena aleo marina izany ry kally hiala a, zay angamba no fahendrena hitako mety

hery > misaotra t@ fanazavana aloha e:)
12. pissoa ( 28/03/2006 14:32)
dadabe :-$:-$=))=))=))
13. kally ( 28/03/2006 15:12)
Izaho moa ry dadabe, na te-hiala aza ny masoko adala..dia tsy mety fay fa mamadibadika sy manokatsokatra ao ihany sao mba misy sary vaovao, misy ihany ao rehefa anonanona iny...moa indraindray diso fanantenana miala ohatry ny tsy teo rehefa sendran'ilay sary miverimberina sy ilay sary fahita @ télé.:cry:
14. fasaly ( 28/03/2006 15:55)
ary lay mampiditra sary tsisy farany sao de try mety trony hoatranay be sary eo, lazao ihany zahay raha tsy tokony hampiditra trony an!:wink::°):°):°)
15. kally ( 28/03/2006 16:41)
Fasaly> Izahay indray milaza foana rehefa misy mahalitika kah.
Ilay mampiditra sary tsy misy farany indray mampazoto sady mahafinaritra anay ny mitazana azy fa ilay sary averimberina no mankalôny be.
Nefa moa araky ny voalaza tery ambony sarinareo ihany io re ka izay tianareo hanaovana azy ao e!izahay mba mijery sy "mpitsikera" raha misy ho lazaina fotsiny.
16. akamatiana ( 28/03/2006 17:25)
fasaly> :-D:-D njy nga mbola tsisy niteny wee beuuh lotsa sarinao , feno anao ny serasera :-D:-D:-D zany vo maika mampirisika anah wee fenoy iany fenoy hatrany:-D , lany mitsy ny vola hanasana sary lol :-D

kally>:-*
17. fasaly ( 28/03/2006 18:07)
kally: ok! hihihihi! raha mbola tsy mahalitika zany de asiana foana:wink::P

akamatiana: efa nisy niteny ka! fa hadinoko foana wa de manjary mampiditsa foana zà hihihihi! ka lay oul miteny hoe hajanony amzay ny mampiditraange am ps tsy fantatsa ary am tsikeran'ny sary de tsy hay ho valiana e! :wink::-D
18. dadabe ( 29/03/2006 05:10)
tena mety tsy azonareo angamba le tiko lazaina , tsy hoe misy sary be lotra , na hoe diso mampiditra be lotra no tina holazaina , fa na ampiditra isanandro aza ianareo tsy olana , na ho feno ny sarinao aza eto @ serasera tsy olana , zahay rahateo te hijery , fa kosa tsy atao le sary mipetraka ambony seza t2 taona 2000 akory dia naverina nampidirina t@ taona 2001 de naverina indray t@ 2005 de io fa niverina t@ 2006 volana janv de , nareina t@ volana fevr . de naverina t@ volana mars , de lasa tsy misy filinina intsony le izy .

raha toa ka io le notenenin'i hery hoe manao pub ny tenany izy, de tokony hofidiny izay sariny hitany fa tsara , de alefany @ ilay olona cible, de rehefa avy eo miverina @ laoniny le sary ao @ serasera,
de manararaotra ihany koa zah milaza hoe misy namana mametraka tsy sariny fa ny sarin'ny zanany na ny namany (de izay koa angamba no mahatonga ahy higafy hametraka sarin'olonkafa:{:{ )
19. fasaly ( 29/03/2006 14:00)
zay kalou de marina e! tokony sarin'i tena ihany fa apetaka dooly ity saripianakaviana namana amantsakaiza rehetsa ity:-D:-D:-D
20. kally ( 29/03/2006 15:34)
Fasaly> Koay! ary iza ity ataon-dry "tena"?:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6274