ovni
1. memerz
(
25/03/2006 02:36)
Miala tsiny fa @ teny frantsay kely ity:
Combien il y a de sortes d'OVNI ?
...........
...........
...........
...........
Il n'y a que deux:
L'OVNI tender et L'OVNI true
Combien il y a de sortes d'OVNI ?
...........
...........
...........
...........
Il n'y a que deux:
L'OVNI tender et L'OVNI true
répondu par kala le 04/04/2006 07:20
8. Fiffi
(
25/03/2006 12:05)
ka hira ilay izy eh! dia navadika fotsiny ny ranoratana azy , tsy hainareo kosa ve io hira io ?
10. lanto
(
25/03/2006 14:52)
hihihi
ary hainareo ve le hiran'i Njakatiana hoe Tony ?
Tony latsaham-baratra aho nandray ny....
ary hainareo ve le hiran'i Njakatiana hoe Tony ?
Tony latsaham-baratra aho nandray ny....
11. Fiffi
(
25/03/2006 17:43)
taratasinao , nilaza fa tsy tsara intsony ny hiarahako aminao...... Fa angaha tsy Romy ny titran'io ? An'ny Railovy manko io hira io taloha.
15. lanto
(
27/03/2006 15:24)
Fiffi:
taratasinao , nilaza fa tsy tsara intsony ny hiarahako aminao...... Fa angaha tsy Romy ny titran'io ? An'ny Railovy manko io hira io taloha.
Romy mihitsy ka ! fa ilay hoe toa nilatsaham-baratra lasa Tony latsaham-baratra :) azonjy ve ?
16. Fiffi
(
27/03/2006 19:54)
Lanto: fa angaha tsy hoe "Toa nilatsaham-baratra aho nandray ny taratasinao" ? azo hadika hoe " ohatran'ny nilatsaham-baratra ", fa natao hoe "toa" :)