ô ry zareo a sao mba misy manana ny pilotena carte tv "easy tv capture" fa tsy mety ilay driver @cd,mba omeo an'io driver io za raha manana nareo.Merci:(
Ny ahy koa tsy mandeha fa raha mahita dia mba ilazao, efa mba nitady tao amin'ny GOOGLE ihany aho ia nahita version hafa ka tsy nety tamin'ny ahy.Re Merci
k!tv ampiasaina fa io no mety @le carte tv fa ny olana kely dia tsy haiko ny fandefasana ny telecommande fa andramo dia atoroy anahako ny fampiasa ny telecommande
@+