mitady driver "easy tv capture"

1. andrinirs ( 24/03/2006 11:59)
รด ry zareo a sao mba misy manana ny pilotena carte tv "easy tv capture" fa tsy mety ilay driver @cd,mba omeo an'io driver io za raha manana nareo.Merci:(
novalian'i andrinirs ny 19/05/2006 06:23
2. MOORE007 ( 04/05/2006 06:11)
Ny ahy koa tsy mandeha fa raha mahita dia mba ilazao, efa mba nitady tao amin'ny GOOGLE ihany aho ia nahita version hafa ka tsy nety tamin'ny ahy.Re Merci
3. andrinirs ( 19/05/2006 06:23)
k!tv ampiasaina fa io no mety @le carte tv fa ny olana kely dia tsy haiko ny fandefasana ny telecommande fa andramo dia atoroy anahako ny fampiasa ny telecommande
@+
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375