Tahotra re zany eh!
1. Fiffi
(
24/03/2006 06:27)
Misy bandy kely roa nifanena , mitomany be ny iray : fa inona no mampitomany an'ilahay ?
Hanao analizy rà aho nefa hono tapahan'ny dokotera ny loha-rantsana hoy zokinay rehefa atao analizy!
Nitomany be avy hatrany ilay iray hafa : inona koa no hitomanian'ialahy amin'izany ?
Koa izaho anie hanao analizy pipy e !

répondu par kala le 04/04/2006 07:26
7. Fiffi
(
24/03/2006 08:57)
ka ialy hoe mitomany be lery dia nahita ny namany tonga dia nitomany be koa dia nagina avy hatrany nanontany azy no tena nampi =))=))=))=))=)) ahy :-D
10. pissoa
(
24/03/2006 10:49)
Fiffi =))=))=))=))=))
bedada ity mila manao analizy mihitsy fa hatsikana mampihomehy be io de izy mbola :evil::evil::evil: ihany
bedada ity mila manao analizy mihitsy fa hatsikana mampihomehy be io de izy mbola :evil::evil::evil: ihany
13. mandrindra
(
24/03/2006 15:33)
izay vita didimpoitra rehetra zany dia lazaina fa avy natao analizy daholo !!
14. diamondra27
(
24/03/2006 15:41)
ka dadabe ry 'reto le dokotera nanao analizy a:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi
(
24/03/2006 16:55)
:-D:-D:-D:-D:-D ie! ny didipotra aloha izany tonga de vita hoazy saingy efa lehibe lery koh! :-D:-D:-D
19. Herimiafina
(
24/03/2006 18:12)
Asa aloha e! Misy mantsy sampona de tafahoatra loatra ny halavany, tokony tsy hihoatra ny 20 de lasa 47 ohatra, hehehehe=))=))