Ankamantatra momba ny belge ndray ary e!
1. ari.malala
(
23/03/2006 11:54)
Ahoana ny fandorana sofina belge?:-D:-D:-D:-D
répondu par Veloo le 30/03/2006 21:20
2. mamzelkely
(
23/03/2006 11:57)
kalou hisaina [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/thinkingof__gif.gif[/IMG]
6. Herimiafina
(
23/03/2006 20:08)
Alaina ny belge iray de tapahina ny sofiny de atsipy anaty fatapera vita gasy knou! hehehehe=))=))
8. sasa
(
24/03/2006 05:09)
ari.malala iny sisa no mbola tsy haiko akia :-D:-D:-D:-D:-D
Herimiafina ary elah ity koa tena tia zavatra vita gasy mitsy an! any belgique anie ka tsy misy fata-pera vita gasy e:-D:-D:-D:-D
Herimiafina ary elah ity koa tena tia zavatra vita gasy mitsy an! any belgique anie ka tsy misy fata-pera vita gasy e:-D:-D:-D:-D
9. Fiffi
(
24/03/2006 06:00)
sasa: fa iza aloha ny gasy tsy tia vita gasa ? aty zah mahita an! :-D:-D:-D
12. ari.malala
(
24/03/2006 07:57)
afapo daolo v e! vao maly v raga d valiana sahady! aleo rariva ary valiako ra zany e :-D:-D:-D:-D:-D fa diso daolo ny noteneninareo teo alo an!
18. ari.malala
(
27/03/2006 08:30)
hihihi ary tena adinoko fa zafady e! telefonena izy refa mbola mipasoka :-D:-D:-D:-D (vao maneno ny tél d tonga d le fera mamay b iny no atohony eo antsofiny sady manao allo izy d avyeo mikiakiaka b fa may ny sofiny):-D:-D:-D:-D:-D
19. Fiffi
(
27/03/2006 08:58)
:-D:-D:-D:-D fa ity misy raha toa ka te-ahita blagy belge http://www.humour.com/Blagues/TopBlagues.asp?categorie=2