Mbola blonde ihany!

1. Herimiafina ( 22/03/2006 19:49)
Nifanena tamin'ny Genie iray hono ireto blondes telo andeha hiampita renirano misy courrant be izay. Sahirantsaina izy telo vavy ny amin,ny fomba hiampitana ilay renirano no nipoitra ity Genie, izay nampanantena fa hanatanteraka Voeux iray avy ho azy telo vavy.

-Nandeha ary ny blonde voalohany dia nangataka mba hahay milomano be dia afaka hiampita ilay renirano.
Tonga dia PLOUUUF, lasa nahay nilomano be izy, niampita dia tafita soa amantsara.

-Nandeha indray ny faharoa, nangataka mba hahay handrafitra be mba hahafahany mandrafitra lakana entina hiampitana ilay renirano.
Dia PLOUUUF ihany, lasa nahay nandrafitra lakana izy ary dia niampita ary tafita soa amantsara.

-Dia tonga teo amin,ny tour-n'ilay fahatelo aza, dia niteny izy hoe: Te ho lasa intelligent be mihintsy aho ka hahita hevitra hiampitana io renirano io.
De notanterahan'ilay Genie ny voeux-ny, PLOOUUUF.
Tonga dia nivadika lehilahy ilay blonde fahatelo ary tsy nankasarotra fa nandeha tamin'ilay tetezana teo akaiky teo. hehehehe=))=))=))=))
répondu par Veloo le 02/04/2006 02:30
2. Fiffi ( 22/03/2006 19:57)
=))=))=))=))=))=))
3. Veloo ( 22/03/2006 20:36)
4. Lejim ( 22/03/2006 20:49)
sexism anie izany blague izany. lol , fa saingy hoe: :-D:-D:-D, sao dia zah indray no lazain'olona ho tsy mahatanty blague eto!:lol:
5. Veloo ( 22/03/2006 20:50)
:-D:-D
6. akamatiana ( 22/03/2006 21:47)
:-D:-D:-D
7. sasa ( 23/03/2006 03:46)
=))=))=))=))=))
8. diamondra27 ( 23/03/2006 05:32)
=))=))=))=))=))=))
9. pissoa ( 23/03/2006 06:29)
Herimiafina an, :roll::roll::roll: hihihi

=))=))=))=))=))=))=))=))=))
10. kala ( 23/03/2006 06:51)
HM > =D=D=D=D=D=D=D=D
fa kay elà manafin-talenta an!=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
11. diamondra27 ( 23/03/2006 06:59)
HM:io fa ikoizana fa ralenti-o kely e!
kala:fa ahoana sao de mila sopapa njy e! haiko tsara nge HM e:wink: cool cool lery; de toa jumeau-njy angamba izy raha ny tena izy, fa tena mitovy mihitsy 'nareo afa-tsy ...

12. nolalaina ( 23/03/2006 07:40)
Herimiafina:

Tonga dia nivadika lehilahy ilay blonde



Dain!! ny nahalalako anlé tantara ndray dé tô oé nivadika ho "sipa gasy" lé blonde kou!! hihihihi

13. pissoa ( 23/03/2006 08:20)
Hihihi, tratra ny tsy fitiavan'lah sipa gasy ry Herimiafina an :-D:-D:-D:-D:-D
14. ari.malala ( 23/03/2006 09:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 23/03/2006 10:08)
pissoa: :-D:-D:-D [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/boxe1.gif[/IMG] de ity ve no hataony ,?:-D:-D
16. Fiffi ( 23/03/2006 10:10)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0082.gif[/IMG] diso be io lasa eo ambony io an! :-D:-D
17. dadabe ( 23/03/2006 10:11)
18. zoklbfkfk ( 23/03/2006 11:39)
migafy ndray i dadabe fa tsy misokatra ity ny akama:twisted:
19. Fiffi ( 23/03/2006 11:46)
:roll:
20. dadabe ( 23/03/2006 14:22)
:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3822