lomanon'ny belge
1. kala
(
21/03/2006 14:30)
Frantsay (F) iray, amerikana(Am) iray, belge (B) iray no nasain'ity arabo (Ar) iray ho any an-tranony izay tanana miendrika lapa be,tanana zao an! misy zaridaina tsara tarehy,misy dobo filomanosana sns....
Saingy le dobo zany tsy nisy rano
Raikitra ny resaka
F : fa manin r'ingahy ity dobo ity no avela tsisy rano tahak'io?
Ar : io ndray tsy asiana rano zany fa zay vahiny tonga eto ka miteny zay tiany hisy ao de ho feno io
F : kiiiiii tsy aleo atao hoe "champagne" zany klé
De feno champagne ilay dobo ka lasa leiry nitsoraka tao de nisotro ka nahatsiaro sambatra:D
...../.....

répondu par Veloo le 26/03/2006 01:16
2. kala
(
21/03/2006 14:35)
Am : raha miteny koa zany zà de mety
Ar : ie! mitenena
Am : Whisky!
De feno whisky ndray le dobo ka nitsoraka ny amerikana nisotro sady faly ery:D:D
Ilay belge sisa no talanjona teo :o:o:o:o:o
B : tay be ny akama!
Anareo no mijery ny tohiny.
Ar : ie! mitenena
Am : Whisky!
De feno whisky ndray le dobo ka nitsoraka ny amerikana nisotro sady faly ery:D:D
Ilay belge sisa no talanjona teo :o:o:o:o:o
B : tay be ny akama!
Anareo no mijery ny tohiny.
13. bilakarenjy
(
22/03/2006 06:59)
dia nanala akanjo tsirairay dia nindrana ny ranomanitra tany amin'ny naman'i zenaida f'izay ilay fika :lol::lol:;-);-).Ao tsara ....:o8)8)
16. pissoa
(
22/03/2006 18:59)
kala :-D:-D:-D:-D:-D
wata:Ndryyyy, anihanian'ireo njay enao :-*:-*:-D:-D:-D:-D
:roll::roll::roll: