belga nahazo vam vaovao

1. kala ( 21/03/2006 13:36)
Teny @ RN iray nisy belge mitsambikimbikina teny ambony mercedes milay be
Nijanona ny zandary iray :
- misy simba angaha ny fiaranao?
- an!an!an!
- fa maninona no hitsakitsaihinao toa an'io sa ny sainao no misy simba kely?
- fiara mbola vao jôjôpil io r'ingahy fa lay garazista tary no niteny hoe mandritry ny fanalana rôdazy ingahy de mandeha 50km/ora rehefa antanana de refa eny @ RN de somary hitsakitsahina kely le izy
-:roll:

répondu par Veloo le 26/03/2006 01:21
2. Herimiafina ( 21/03/2006 13:47)
Voron'azon'adala izany le mercedes klé, tssss.
hehehehe=))=))
3. kala ( 21/03/2006 13:56)
aleo ary atao 4 O ê! :wink:
4. diamondra27 ( 21/03/2006 15:14)
=))=))=))
5. watafon ( 21/03/2006 15:53)
=))=))=))
6. dadabe ( 21/03/2006 16:00)
:evil::evil:
7. Veloo ( 21/03/2006 21:08)
=))=))=))=))
dadabe ko mampime zany knou =))=))=))
8. sasa ( 22/03/2006 04:07)
=))=))=))=))=))=))=))=))
Veloo mila manala demony kely aloha isika fa tena mampiasa an'le izy indray i dada be :-D:-D
9. kala ( 22/03/2006 08:38)
mivoaka ry demony! fa miverena dadabe :*:*:*
10. ari.malala ( 22/03/2006 09:45)
kala> :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


dadabe, fa manin fôna kosa ary enao e! sa ts ampy :*:*?
11. sasa ( 22/03/2006 11:22)
ari.malala mety ho izay mintsy angamba le izy kou, d midongy io fa tiany hanome an'azy :*:*:* daholo ny sipa rehetra ato
Kala mianatra manala demony ve njiko izany sa tena efa manala e:-D:-D:-D
12. pissoa ( 22/03/2006 19:08)
Kala =))=))=))

dadabe :roll::roll::roll:
13. Veloo ( 22/03/2006 20:46)
sasa njy nga mahay manala demony:-D:-D:-D
kala:-D:-D:-D
14. onjah ( 24/03/2006 15:00)
=))=))
15. pissoa ( 24/03/2006 19:05)
Veloo =))=))
16. Veloo ( 24/03/2006 20:42)
17. Fiffi ( 25/03/2006 20:30)
18. Veloo ( 26/03/2006 01:21)
pissoa aza lozana mime retsy a valio retsy oe raha mahay i kala?:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.351