Hira Betsileo

1. atmos ( 20/03/2006 19:33)
Sao dia mba misy manana ny mp3 an'ilay hira manao hoe ... Hitety vohitsa aia le ko manina, Toklakandra tsa magnila hoa, sns... tsy ananako ny titre fa hira mifangaro ilay izy io (medley) misaotra mialoha e...
répondu par rurik le 31/03/2006 14:02
2. Fiffi ( 20/03/2006 19:59)
tena tsy mahay eh!
3. zandrikely ( 20/03/2006 20:06)
hitety vohitsa ia lay ty magnina a
tolakanjo za mahita anao za tsy misy hafa
hitety vohits ley ty magnina e
aaaaaa
o rila e
agnay tsa
kalakely mahay manetsa e
milay io an
4. atmos ( 21/03/2006 21:30)
ka misy manana ny copie ve sa ahoana!
5. zandrikely ( 22/03/2006 19:15)
misy e
6. lanto ( 23/03/2006 09:18)
Azo henoina eto ny tapatapany :)

http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=tsiahy+mi


7. cutie ( 23/03/2006 12:40)
atmos, ilaina @ chorale koa nga io:roll:
8. atmos ( 23/03/2006 16:31)
Ie hataonay fa mila mp3 aho
9. cutie ( 23/03/2006 16:39)
hay mihetsiketsika mitsy ny chorale anareo zany :P
10. atmos ( 26/03/2006 15:29)
mba manao zay mety e
11. Fiffi ( 26/03/2006 16:09)
=D=D=D=D=D
12. xxx ( 27/03/2006 21:56)
Hitety vohitsa aia leky magnina
Tolakandro tsa manila, hariva tsa misy hafa
Hitety vohitsa aia leky magnina
Aba o, endry e !

Ho aia moa agnay leky magnina
Magnina an'ireo hava-tiana
Hitety ...


Lava be io hira io. Ny tantarany dia hira noforonin'ireo seminarista teny kianjasoa. Avy eny ambony eny ry zareo no mitazana ny tanànan'i Fianarantsoa dia mba te handehandeha "hitety vohitsa" nefa tsy afaka mandeha noho ny làlana mifehy ny seminarista.

Mitadiava seminarista taloha (mompoera na tahak'izany) raha te-ahazo ny toniny manontolo.
13. rurik ( 31/03/2006 14:02)
dia inona izao no anaovana xxx amizany lasa fahazarana:roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0699