Tonokiran' i Tsimoka "Samia mamoy"
1. Dridrangilo
(
17/03/2006 09:09)
Sao dia mba misy manana ilay tonon- kiran' i Tsimoka hoe "Samia mamoy" ianareo dia mba alefaso ao @Tono-kira anie azafady na alefaso eto ihany. Misaotra @fanampiana
répondu par rurik le 01/04/2006 08:28
2. sonyah
(
17/03/2006 09:58)
javascript:emoticon(':-*')
javascript:emoticon(':-*')
RAHA TSY NITENY AHO ANGAMBA DIA DISO
FA IANAO NO TSY NIVAKY LOHA
FITIA TSY AZO ATAO RISORISO
IZA NO NANAMPO
MIALA TSINY AHO FA HIALA AMINAO
ami'ny manaraka indray ny tohiny
javascript:emoticon(':-*')
RAHA TSY NITENY AHO ANGAMBA DIA DISO
FA IANAO NO TSY NIVAKY LOHA
FITIA TSY AZO ATAO RISORISO
IZA NO NANAMPO
MIALA TSINY AHO FA HIALA AMINAO
ami'ny manaraka indray ny tohiny
3. Dridrangilo
(
17/03/2006 15:21)
Mba tohizo hatr@ farany moa ilay tonon-kira fa tena tiako dia misaotra e !
5. rurik
(
01/04/2006 08:28)
xxx aza zatra ratsy aminio xxx io rangaha fa tsssssss inona zao no iafenana amizany
