Na hatreto ve...

1. madagasikara ( 16/03/2006 18:42)
Manao ahoana daholo,
Na hatreto amin'ny internet avy ve dia miavona isika gasy aty france. Mampalahelo ihany!
Gaga aho satria henoko fa tsara ity site ity ary tsy nisalasala intsony ny hiditra ho mpikambana rehefa mpitsidika fotsiny taloha.
Ny ankabeazan'ny namako dia tsy mpandalo eto intsony.
Ary ianareo ve mba mahatsikaritra toa ahy?
répondu par Fiffi le 28/03/2006 06:41
2. Lejim ( 16/03/2006 18:56)
Tsy dia azoko ny tianao tenenina ry Madagasikara malala!
3. Fiffi ( 16/03/2006 20:02)
Na hatreto amin'ny internet avy ve dia miavona isika gasy aty france. Mampalahelo ihany!
fa miavona ahoana kay ? raha ohatra ianao ka tsy nahazo fahafaham-po avy t@ olona niresahanao dia aza lazaina hoe ny gasy eto frantsa no miavona !
Gaga aho satria henoko fa tsara ity site ity
Fa inona no mahagaga anao @ zany ? sa diso hevitra ve ianao sa niheritreritra hoe ratsy izy ity ? dia gaga fa henonao fa tsara ? :roll:Ny fahitako azy aloha dia tena tsara eh!
Ny ankabeazan'ny namako dia tsy mpandalo eto intsony.
ka inona no olana ? tsy misy rehefa tsy te-handalo ato intsony ry zareo , azy izany ! tsy misy fanerana ny hidirana eto , samy libre ny rehetra!
Ary ianareo ve mba mahatsikaritra toa ahy?
Tsy nahatsikaritra an'izany mihintsy aloha aho eh! au contraire mihintsy aza ! ( Ary ianao ve nahatsikaritra fa MITOMBO isan'andro ny olona miditra mpikamana eto ? )
4. Fiffi ( 16/03/2006 20:07)
Vao nijery aho izao mihintsy fa nihisa 10 ny olona niditra mpikambana androany . Nahatsikaritra an'io ve ianao ? :):) asio tsiky ry Madagasika ô! :):)
5. fasaly ( 16/03/2006 20:24)
:lol::lol::lol::lol:io zà fa efa nitsiky an!
tsy miavona zany.....:wink:
6. Fiffi ( 16/03/2006 20:27)
fasaly: =D=D=D=D=D :-*:-*:-* ndry . Jereo koa anie zah eh! :):):):):):):) sady mahatsara ny fahasalamana :):)
7. Veloo ( 16/03/2006 21:10)
madagasikara a io dia sarotra:wink:
8. Fiffi ( 16/03/2006 21:16)
ny inona akia ry Veloo no sarotra ? tsy azoko :roll:
9. dadabe ( 17/03/2006 02:25)
humm film efa nandeha ity ry madagasikara a, efa hatramin'izay nidirako teto @ serasera 2 taona lasa izay dia nalaza mihitsy io hoe gasy eto frantsa malaza miavona , humm misy raha ao :roll:
10. lapino ( 17/03/2006 02:47)
Na hatreto amin'ny internet avy ve dia miavona isika gasy aty france.

Efa imbetsaka araka ny lazain'i dadabe io resaka io. Kanefa dia izao: Zah izao miavona, fa ianao tsy miavona; izany hoe tsy afaka generaliser-na ilay izy.

Indraindray tsy hoe miavona ranona, na tsy maninona i ranona. Fa tsy mitovy revy tsotra fotsiny izao dia tsy mifankahazo resaka.

Sa inona aloha no ataonao hoe miavona? Tsy te-hiresaka ve? Antsoy hankaty aloha izany namanao tsy mpandalo eto intsony izany, fa iavonany izany ny eto ko! :P:P:wink::wink::D
11. Veloo ( 17/03/2006 03:19)
ary lapino to tsy matory?
12. mamzelkely ( 17/03/2006 05:27)
za aty madagasikara fa za ts miavona zany aa:-D
13. xxx ( 17/03/2006 06:28)
TSY MAHALALA MALAGASY VE IANAO RY MALAGASY AH ??????????????????????????????????
H@ ELA DIA NY RATSY FOANA NO AHAFANTARANA NY GASY NA @ LAFINY INONA NA LAFINY INONA KA INONA NO METY HAHAGAGA ANAO ?????????????
14. Fiffi ( 17/03/2006 06:38)
fa inona ity mampivazavaza anao ity ry xxx ? :evil: mivoaha tao aloha dia miresaka kalma fotsiny eh !!
15. majakely ( 17/03/2006 08:08)
tsss..... mba mi- assumer kosa refa te hivazavaza fa tsy miafina ao ambadiky le xxx,,,fa lasa kanosa tsisy ilàna azy refa avieo ,,,,,lolllll:-D
16. nikopol ( 17/03/2006 08:26)
madagasikara, aza manao hitsidalana kosa e ! na gasy na vaza na sinoa dia misy foana miavona ary misy koa tsy miavona na aty frantsa na tsia
xxx zany efa tsy gasy tsouny an! :lol:
17. pissoa ( 17/03/2006 08:38)
xxx, mahatsapa tena indray dia mody mi-generaliser eto an :-D:-D:-D:-D
18. nolalaina ( 17/03/2006 08:51)
Za kous ve dé miavona??? :P njaso oé jereko?? :{ an an kou!! tsy hitako oé miavona za ka!! :^)
19. diamondra27 ( 17/03/2006 09:33)
madagasikara:zà tena miavona ka!
efa niresaka tamiko ve aloha madagasikara e!
20. rog ( 17/03/2006 09:48)
inona ary ity resaka be tsy mahavaha olana ity , tsotra ny valiny izay miavona aza miavona intsony izay tsy miavona tohizo fa tsara sa manakory ry Madagasikara , de miresaha @ Madagasikara @ izay :°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1832