Na hatreto ve...

21. booboo ( 17/03/2006 09:58)
madagasikara > raha tsikaritrao dé misy fôôôôôôôôôôôna ny tsy hita popoka noho ny antony marobe, zay tsy ary ho fantatry ny pokona eto @ serasera ; dé misy koa nefa ankilan'izay ny "vaovao" tonga masiaka manafana ny forum fôôôôôôôôôôna. Fiainam-porum aby zany. Ny akama mpiara-misera aminao teto @ forum fotsiny no tsy hita tsony dé zay. re-fiainam-pourm aby zany. Alaina @ onjany eny fotsiny dé zay eeeeeeeee.
22. majakely ( 17/03/2006 10:15)
fianam-por...ôomm zanyyyyyyyyy!!¨hihihihi,,,,:-D
23. Fiffi ( 17/03/2006 10:38)
porum fa tsy por oomm ry manjakely ah! :-D:-D efa miteny zah hoe : zah aty frantsa fa tsy miavona zany :-D:-D nijery fitaratra zah teo dia nanontany tena hoe aty frantsa ve zah i sa aiza ? miavona ve zah io sa tsy miavona ? dia hitako ny valiny . Dia tsotsa fotsiny: tsy miavona aho fa fandalovana ny fiaiana ka aleo hanararaotra hi-:):):):) foana eh!
24. pissoa ( 17/03/2006 10:52)
Hihihi, nefa zah rey olona tsy aty Frantsa fa miavona beeeeee ;-):-D:-D:-D
25. lapino ( 17/03/2006 10:59)
Veloo:
ary lapino to tsy matory?

Ka za mbola miavonavona, fa efa nifoo za io :wink:
26. rurik ( 17/03/2006 11:05)
lapino vao nifoha dia niavona sa efa nifoha dia miavona:?::wink:
27. lapino ( 17/03/2006 11:43)
Tena vao nifoha mandra-pifoha indray e! gasy aty tsinona ko! :wink::D
28. ari.malala ( 17/03/2006 12:05)
Fa manin no miavona koa nefa e! Ary fa manin raha @ internet? D hoan'ilay xxx mivazavaza ao io, moramora ihany enao ramatoa sa ndrematoa, sao tapaka @ tsisy dikany ny lalandrà! Tsy efa nitomany v zay ny clavier nao fa ohatran'ny hitako et ny paozinao mi taper anle zavatra nosoratanao, tezitra d tezitra ery :-D:-D:-D:-D tsssssss, fiainana mandalo ty v ry reto ts aleo mi :-*:-* d mi :):):)fônafônafônafôna aaaa!
29. Fiffi ( 17/03/2006 12:25)
ari.malala: :-D:-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry an!
30. mamzelkely ( 17/03/2006 12:37)
ngah nisy olona nikikika ry reto tao za mbola niheno mozika o^o sady mbola niavona be nefa ts any frantsa :-D:-D
31. Fiffi ( 17/03/2006 12:55)
mamz :-D:-D:-D andeha mba hataoko mafy be koa ny mozikako dia hiavona be zah fa aty frantsa :-D:-D:-D
32. mamzelkely ( 17/03/2006 13:05)
zany ko ka mpianatra mahay =D=D:-D:-D
33. Fiffi ( 17/03/2006 15:00)
:-D:-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry
34. Fiffi ( 18/03/2006 12:15)
wayyyy !!! kay tena mahatratra maro be tahak'izao ny namana niditra tato nandritry ny 10 minitra , mba voatsikaritrao ve io ry madagasikara ? kay bdb an! :)
35. ari.malala ( 20/03/2006 08:53)
manin an'i Fiffi ndray ary za eeeeeeeee :-D:-D:-D ko izy anie jerena aky mivazavaza b e :-D:-D:-D:-D

mamzelkely, za ampianaro miavona aky a :-D:-D:-D:-D
36. Fiffi ( 21/03/2006 05:06)
ari.malala : eto akia zah an! :-*:-*:-*:-*:-* ndryyyyyyyyy :-*:-*:-*:-*:)
37. ari.malala ( 21/03/2006 07:19)
Fiffi>:-*:-*:-*:-*:-* kou njy e :-*:-* Za wa ampianaro miavona :-D:-D:-D:-D
38. Fiffi ( 21/03/2006 10:47)
ari.malala: zao ary hatao an! tonga dia mangarika fotsiny ndry rehefa jereko!=))=))=))=))laingako izany akia an! fa :-*:-*:-* ndry dia hendry @ zay de hitondrako bonbob sisety:-D:-D
39. ari.malala ( 22/03/2006 05:21)
za tsy tia ra vô tsy le sisety ngôda tsara ireny an ;) :-D:-D:-D:-D
40. Fiffi ( 22/03/2006 06:29)
ao ary fa hataoko ilay kelikely ireny an!:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1235