Après l'amour
1. nolalaina
(
16/03/2006 12:05)
La brune - éh !! dis, tu fumes après l'amour??
La blonde - chais pas!! g jamais regardé!!
:-P :@
La blonde - chais pas!! g jamais regardé!!
:-P :@
novalian'i mazoto ny 31/03/2006 11:51
6. nolalaina
(
16/03/2006 12:17)
diams aann!! ka raha atao teny gasy aky otrany tsy mapmé an!! :oops:
Fa manao azafady ihany ny tenanay raha nanao blagy vazà é!! :-P
Fa manao azafady ihany ny tenanay raha nanao blagy vazà é!! :-P
7. diamondra27
(
16/03/2006 12:20)
ka zay nge le izy e! 'za manko bedy be t@io(le blagy vazah fa atao farafaharatsiny hono vary @anana) e! de tsy manao tsony fa zaza hendry:-D:-D
nefa na de 'zany de tsy mitovy le flinina
nefa na de 'zany de tsy mitovy le flinina
8. watafon
(
16/03/2006 12:20)
nolalaina , tsisy tsiny re e! mapme k ! ary ndry ngah mi-fumes kou sa? :-D:-D
9. nolalaina
(
16/03/2006 12:20)
Ndraso ihany oé atao teny gasy??!!
Kala mainty volo - éh!! mi- fumes ve njy refa avy manao??
Kala fotsy volo - Dah tsy haiko aky!! mbola tsy nijery zà!!
:-D :-D :-D :-D :-D
Kala mainty volo - éh!! mi- fumes ve njy refa avy manao??
Kala fotsy volo - Dah tsy haiko aky!! mbola tsy nijery zà!!
:-D :-D :-D :-D :-D
10. nolalaina
(
16/03/2006 12:23)
watafon:
nolalaina , tsisy tsiny re e! mapme k ! ary ndry ngah mi-fumes kou sa? :-D:-D
hihihihihi!!!
:-D :-D :-D :-D :-D
Tsy hitako zé avaly fa aleko mimé klou!! valiko refa .....:wink:
12. nolalaina
(
16/03/2006 12:25)
wata :@ :@ :@
fa refa feno ny vavako (araky ny volazan'i diams teo) de tsy mi-fumes za!! hihihihi
fa refa feno ny vavako (araky ny volazan'i diams teo) de tsy mi-fumes za!! hihihihi
18. mamzelkely
(
16/03/2006 12:48)
[IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/gne_gif.gif[/IMG] wayyyyyyy ooooooooo misy mitenyteny fôna io ooo [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/animsympa/1051244230.gif[/IMG]
20. diamondra27
(
16/03/2006 12:54)
banzahlida: ^:^^:^respect no ato @ serasera fa tsy manao an'io enao sao de vô boty raim sy valo eto @ moderateur;
fa inon no tsy tantin'i banz anefa e!tsy nahapezy blonde ve? sa izy mitsam( lahy sy vavy):wink:
fa inon no tsy tantin'i banz anefa e!tsy nahapezy blonde ve? sa izy mitsam( lahy sy vavy):wink:
