Après l'amour

21. diamondra27 ( 16/03/2006 12:56)
banzahilda:mbola misy roukine mandende any ho avy eto de ataony maivoko enao klé (sa ahoana fasaly)
22. diamondra27 ( 16/03/2006 13:02)
toa tsy hita sahady ary ny nalehan'i banzahilda:-D:-D:-D
23. nolalaina ( 16/03/2006 13:09)
diam
24. nolalaina ( 16/03/2006 13:11)
grrrrrrrrrrrr !! :evil: :evil: :evil:
Mbola tsy vôsoratra akory zé tiko tenenina dé lasa sahady lé msg!!
Zao zô tsy tadidiko tsony zé saiky teneniko teo!! :cry:
25. diamondra27 ( 16/03/2006 13:36)
nolalaina:-D:-D:-D:-D
26. diamondra27 ( 16/03/2006 13:41)
io fa tratry ny ody fitia nolalaina de tsy mahateny fa miantso ahy foana foana :-D:-D:-D
27. kala ( 16/03/2006 14:30)
ody fitia après l'amour ve tsy la mort ê!:oops:
28. diamondra27 ( 16/03/2006 14:38)
kala: njy koa mitady an!
29. nolalaina ( 16/03/2006 15:53)
hihihi tena lé ody fitia tsy maha teny reny fa manaraka fotsiny!!
30. watafon ( 16/03/2006 17:36)
nolalaina iza njay no tsy mapiteny anjy ato e? sao d...? :-D:-D:-D
31. nolalaina ( 16/03/2006 17:45)
watafon:

nolalaina iza njay no tsy mapiteny anjy ato e? sao d...? :-D:-D:-D



hihihihihi :-$:-$ elà kou aza miteniteny :wink:
32. diamondra27 ( 16/03/2006 18:32)
za mahala fa tsy hiteny :wink:
33. Veloo ( 16/03/2006 19:14)
diam, nolalaina a tssssss zay hatsikana mety doly reto a:wink:
34. andry44 ( 17/03/2006 07:08)
izao lay izy raha hadika@teny gasy e:
Kala mainty volo - éh!! mi- fumes ve njy refa avy manao??
Kala fotsy volo - Dah tsy haiko aky!! fa rara-kivy!!:-D:-D
35. ari.malala ( 17/03/2006 07:17)
:-D
36. nolalaina ( 17/03/2006 07:18)
F'ita oà ry veloo!! :-D :-D

diams a!! :-$ :-$ aza teniteny an!! hihihihi

andry44 : hihihi eny oà!! io lazainao io izy mety tsara =D :wink:
37. diamondra27 ( 17/03/2006 09:38)
nolalaina: parole de femme sefo!:-$
38. nolalaina ( 17/03/2006 11:55)
diamondra27:

nolalaina: parole de femme sefo!:-$



hihihihihiiiiii!! justement!! :-D :-D :-D :-D

vazy² nenà sô dé tezitra be doly eo lé femme otr'anà!! :-* :-*
39. diamondra27 ( 17/03/2006 12:28)
tanako foana ny ahy e!
40. kala ( 17/03/2006 12:46)
efa nijery teto foana zà fa tratry ny ody fitia tsy afaka miteny de nangina foana zà :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

diam > posy aloha aky fa refa avy eo asiana tsy manin:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081