tahotra
1. tyfoly
(
15/03/2006 17:11)
inona aloha ny mahatonga olona iray , rehef tia d ohatran'ny matahotra izany? matahotra ny tsy ho tiany v? sa manana complexe , v? matahotra ny tsy à la hauteur v? omeo hevitra ! ary ahoana ny atao mba ho afaka @io toetra ratsy io! ,misaotra betsaka!
répondu par Fiffi le 27/03/2006 05:43
2. booboo
(
15/03/2006 17:49)
matahotra satria tsy mahatoky tena. Mianatra mahatoky tena raha tsy te-ho saro-tahotra tsony.
3. Veloo
(
15/03/2006 20:29)
zay mihitsy ry booboo a... tokony miady hanala an';io mihitsy ny rehetra aloha...dia ho itanao fa mande ho azy doly avy eo... fa tsy dia ny ol rehetra no matahotra an... za tsy mba matahotra zany...mila manana forte personalite ko an..:wink:
4. patrick2002
(
16/03/2006 04:14)
matahotra satria
malama maina ny tany
sao ,voafingana ny dia
ka aleoko mijanona ihany
miandry ny ampitso ho doria.
malama maina ny tany
sao ,voafingana ny dia
ka aleoko mijanona ihany
miandry ny ampitso ho doria.
5. Fiffi
(
16/03/2006 04:25)
ary ahoana ny atao mba ho afaka @io toetra ratsy io!amiko aloha dia tsy toetra ratsy io an! fa hasio fahatokisana fotsiny , raha matoky tena ianao , mandinika , manalindalina ny zavatra miseho , tsy hasiana complexité , tsy alefa lavitra ny heritreritra hoe sao dia...... fa kosa manao izay maha-metimety ny tena dia rehefa matoky tena dia afaka io tahotra io.
6. mamzelkely
(
16/03/2006 12:56)
amiko le matahotra izy satri il veut faire bien de ra vô ts mety de manjary menatra izy
7. ari.malala
(
16/03/2006 13:07)
ts haiko fa ra za d mijanona ho naturel ihany satri tsin ts afaka hanome fahafaham-po 100% olona 1 zany enao eo @ fiainana, d ra za zany d ts tokony ihsy le tahotra
8. vivi
(
16/03/2006 13:53)
za koa aloha @ fiarahako @ bandy voloany manao anizany , raha indrindra fa mahatsapa za fa milay noho za lay bandy fa refa miaraka ela d adinodino ilay izy afaka foana!
9. kala
(
17/03/2006 06:34)
tena marina mihitsy ny tenin'i veloo sy booboo ka
Sady refa tena tia enao dia tsy tokony hatahotra zany intsony satria efa ao aminao ilay fitiavana ombam-panantenana... :D
tsy ilaina tahotra zany ny fitiavana fa atao hahasambatra ê! :D
torohevitra kely : tsy mila manao effort be ny ho tiana koa fa mandeha hoazy io
Ny tsi11 dia manana ny "singularité" ka tokony ho kalma fotsiny mitondra ilay fitiavana

10. Fiffi
(
17/03/2006 06:50)
dia aza matahotra fa rehefa mifankahita tonga dia mihantsampy eny aminy.:)
11. rurik
(
17/03/2006 07:25)
:-D:-D ataoko fa za irery no efa tratran'izany fa tena tsy resiko le tahotra dia rava teo sady voatery nisara toerana koa mo zahay dia nahita ny afa tsy matahotra lery dia vita , ataon'i lery fa tsy tiko izy nefa (l)(l)(l)(l):snif::snif::snif:
13. diamondra27
(
17/03/2006 08:28)
matahotra satria efa nisaraka t@ sipa voalohany de sao de tsy à la hauteur @ le sipa vaovao:-D:-D:-D
misy ihany koa ny complexe d'inferiorité (raha matavy ohatra na ratsy bika no fijerinao anao) sy complexe de superiorité raha miseho manja na manampahaizana na experimenté ...enao de manambany le sipanao

14. bubbly
(
17/03/2006 14:20)
eh fa mety hoe matahotra kou satria efa voadona tany!
matahotra ny haratra ndray!:wink:d lasa tsy mahay mi-tia tanteraka ntsony...
matahotra ny haratra ndray!:wink:d lasa tsy mahay mi-tia tanteraka ntsony...
16. kala
(
18/03/2006 05:58)
diam > zany moa izy io:wink:
fa refa revena mora daholo hoa ny fomba itondrana ny fitiavana de foana tsy reo karazana complexes sy tahotra reo :-$:-$:-$
tsy mila calculer-na daholo izao pitsopitsony rehetra izao...
zà manokana aloha tsy manana fotoana hieritretana be hoe zà mince kely ity ve de ho tiany na ity voloko mirandrana foana ity ve ahoana.8)
tyfoly > tsy asiana quoi hoa fa refa tia de tiavo tsara izy..refa mbola tsy tianao izy de ialao aloha fa sao milalao afo sy @ 'ny afo ê!
mahereza daholo :D
dadabe > tsisy fantatrao tokoa le resaka matoa tsy mahita tenenin fa makà aina aloha sady aza malahelo :D