tahotra
22. Angolaina
(
23/03/2006 12:15)
Fa za tokoa zareo de mahita an'izao zavatra zao an ! efa tena miandry fotsiny an'ilay bandy hivaky aminy ny fitiavany ilay sipa nefa ilay bandy tena tsy milaza mihitsy! lery anefa @ io tena hita ko fa tena tafalatsaka ao@ rasipa fa asa na inona loatra no mahatonga anlery tena tsy hahasahy !!! rehefa lazaina lery oe tairo any fa izay ipoahany any riatany de miteny oe aleo alaiko ho namana fotisny aloha ! tena sahiran-tsaina rakala sy efa sahirana mafy miandry le fotoana hilatsahan'ilay teny !
23. sasa
(
24/03/2006 05:37)
Angolaina, ilay tahotra misy foana na am lahy na am vavy fa miezaka mandresy fotsiny, indrindra raha hoe tena tafalatsaka am le olona ianao d tena ao foana le tahotra:D:D:D
25. ikalakintina
(
24/03/2006 21:37)
za d'accord am iveloo sy b tery ambony!mila matoky tena!, matahotra tokoa sao de simba indray ny nahorina saingy ambony moral e!
27. radeeds
(
27/03/2006 03:27)
tyfoly> ny tahotra de zavatra tsy mahamenatra .:oops::?:
misy azo handrefesana ny fitiavan'olona ohatra de ny tahony manoloana ny fitiavany !(l):oops::idea:
matahotra satria tia tsotra be zany ! elementaire !:)
misy azo handrefesana ny fitiavan'olona ohatra de ny tahony manoloana ny fitiavany !(l):oops::idea:
matahotra satria tia tsotra be zany ! elementaire !:)
28. Fiffi
(
27/03/2006 05:43)
raha misy fahatahorana aloha dia tena tia tokoa izy , nefa mba hialana @ io tahotra i , maninona raha mitsotra aminy ? dia mifanazava hoe izao sy izao no mahatonga ahy matahotra , tsy misy afatsin'ny fahatsorana sy ny firesahana aloha no mba hany hitako eh!