Tena gravy be !
1. Fiffi
(
15/03/2006 16:13)
Mailaka avy tany Dago ity voaraiko ity ka ataoko eto
Tena grave be e! vao nisy olona nitantara fa 6 par jour ny olona halevina ao @ fasana ao tamatave ao. I roland ratsiraka koa lasa nitsaoka any ivelany navelany ao ny mponina koa mba eritrereto amin'izany anie e ! tena mampatahotra , moa ny fanjakana tsy milaza ny marina , asa sao mandositra ve ny vahoaka ? ny fiainana anefa tena miakatra be daholo ny vidin-javatra izao , tena tsy tafavoaka mihintsy ny vahoaka ! asa izay hiafaran'izao fa ny fanjakana toa tena manao be marenina sa manao fanahiniana mamono vahoaka ???? dia ankinina amin'ny Tompo ny fiainana fa dia sarotra e !

répondu par Fiffi le 28/03/2006 11:57
4. Rainikarabo
(
15/03/2006 16:54)
annie> matin'ny tazo angamba.
fiffi> mampalahelo raha izay tokoa ny zava-misy.Nefa mino aho fa zava-misy nasiana sira io satria ny fasana tsy afaka ary tsy azo sokafana isan'andro.
Dia mahereza ny any Toamasina.
fiffi> mampalahelo raha izay tokoa ny zava-misy.Nefa mino aho fa zava-misy nasiana sira io satria ny fasana tsy afaka ary tsy azo sokafana isan'andro.
Dia mahereza ny any Toamasina.
7. vegas
(
15/03/2006 19:48)
ny fasana tsy afaka ary tsy azo sokafana isan'andro.
Misy maty isanandro ko tsy ho sokafana isan'andro?
9. Herimiafina
(
15/03/2006 20:49)
Rehefa misy épidemie toa atao fosse commune knou. asiana chlore de fonosina plastika dia ampiarahana lavaka iray! Tsy alevina any amin'ny fasandrazana izany!
10. rapala
(
15/03/2006 20:52)
mampalahelo tokoa ny zava-misy any an-toerana any izany.
Dia atao aiza marina ny razana raha tsy misokatra ny fasana. Ny andro mafana dia miteraka aretina hafa indray sa ahoana hoy ianareo?
Dia atao aiza marina ny razana raha tsy misokatra ny fasana. Ny andro mafana dia miteraka aretina hafa indray sa ahoana hoy ianareo?
11. Fiffi
(
16/03/2006 04:15)
ka hanaiky an'izany fosse commune zany ve ny fianakaviana ? fa tena mampalahelo aloha eh! :(
14. sousou
(
16/03/2006 04:46)
giravy be tokoa izany raha tena marina! fa ilay mpandefa vaovao kosa aloha mpandainga e! tsy 6 isan'andro izany ny maty aty! iriny ho faty aby ve ny malagasy e!
15. Fiffi
(
16/03/2006 04:57)
ka reha jerena kosa ny isan'ny marary tsy voatsabo , ny hopitaly tsy afaka mandray marary intsony nefa ny haretina mitatra , ny isan'ny olona voa mitombo isan'andro , ny fanafody tsy misy , na tsy maharaka intsony , tsy mandaitra koa , tsy hoe ho faty daholo ny malagasy , ary mety nisy fotoana io fa tsy hoe nanobohan'ny haretina , nefa aloha in-3 isan'andro aho maharay vao2 dia toa mi-confirmé io an! :(:(:(
16. sousou
(
16/03/2006 05:08)
Tsy haiko aloha fa ra ny vaovao aty mada dia tsy 6 isan'andro izany no maty!
Izao ary, marina daholo ireo voalazanao ireo hoe tsy ampy ny fanafody, tsy maharaka, satria epidemie ilay izy, jereo aza i reunion (Dpt frantsay) matanjaka nefa tratran'ny epidemie ary tena sahirana tokoa.
Tsy ny fanomezantsiny fotsiny no tokony atao fa fitadiavana solution, satria na ny firenena mandroso aza rehefa tratry ny cataclysme mijafajafa mihitsy mainka ve fa ... izay mba sosokevitra hanapiana ireo gasy mitovy amintsika any no tokony ho masahana.
indrindra fa ho anareo any ampita any, raha mba misy azonareo atao re, ...

17. clemraz
(
16/03/2006 05:23)
Ny aretina de efa nisy hatramin' novambra ary tazo tsotra izy t@ zay ny tsy fahampiana moa aterak' ity "mondialisation" ity ny Ariary no rasina mihoatra ny euro de eritrereto hoe kibo noana de mivadika lojika ny fahafatesana.
18. Fiffi
(
16/03/2006 06:51)
sousou: ny any Taomasina io an! marina koa aloha hoe ny fanomezan'tsiny no tokony hatao saingy mety kosa angamba raha ny ben'ny tanana mba manampy ny mponina fa tsy hilaozana ao fotsiny ny olona . Io no maha ben'ny tanana azy ary tokony izy no manome fitaratra mba hampahery ny olona sa diso aho ? Raha kosa hoe sosok'hevitra raha tsy misy ny fiaraha-miasa sy ny firaisankina dia tsy ho misy zavatra ho vita satria raha ny olona tsirairay no mba te-hanao zavatra na fanampiana , tsara aloha raha misy manao an'izany saingy raha irery ny tena ho tojo ve ny fikasana ?
19. sousou
(
16/03/2006 07:23)
marina aloha izany e! fa io ben'ny tananan'i Toamasina io mantsy efa ao anatin'ny lisitra ho president am 2007:P. De farafaharatsiny mba niatsaravelatsihy niaraka niaritra ny mafy tamin'ny vahoaka ny tao fa tsy lasa mande any. Koa raha madagasikara de ahoana?...
Ilay fanampiana aloha tsy vita irery e, fa toa maro ihany koa ange ireny fikambanana samihafa ireny e, ny irariana fotsiny dia ny mba hahatsapan(ny tsirairay tena. Ho an'ny eto Dago indray dia ny mitandrina, manao tanàna madio(tsy mitahiry moka)... mba tsy ho voany satria ny tsy fitandremana noho ilay fahantrana koa ange no tena mampahantra antsika.
''sery vitan'anamalaho ve dia hamonoana vantotr'akoho''