Tena gravy be !

21. sousou ( 16/03/2006 07:37)
araka ny vaovao aloha dia mbola tsy nihena be hatramin'izao e, matetika koa ange ny vaza efa tsara traitement avy any aminy any e! sady mbola ao am faritra Atsinanana ihany no tena voa amin'izao.
matahotsa anga toi ny hody aty:wink:
22. Fiffi ( 16/03/2006 21:00)
sousou: toa efa vita hono izany tetezana ao Besarety izany @ zao fotoana izao ? satsia toa heo difitrin'ny rano foana hon ao ?no sady maloto:roll:
23. sousou ( 17/03/2006 09:50)
efa notokanana ilay tetezana.
Isaky ny avy orana de dobodrano foana iny besarety iny.
24. Fiffi ( 17/03/2006 10:20)
eny hono an! fa mba tsara kosa raha vita zany an!
25. eprom ( 17/03/2006 12:02)
Fiffi, sousou> Ny tena mampalahelo de tsy misy mpanao gazety manao fanadihadiana lalina ny zava-misy aty Toamasina fa "mpitatitra" izay lazain'ny hafa fotsiny daholo. Ny tsy azo lavina de misy ny maty. Ny hoe firy tsy haiko. Mety ho marina ny 6 isan'andro nefa mila porofoina koa. Raha ny haino aman-jerin'ny fanjakana moa dia ehe! za aloha tsy de mihaino fa tsorina ny marina eh.
Momba ny ben'ny tanana: sarotra be io resaka io. Eo aloha ny fahaterahan'ny zanany, eo ihany koa ny hoe na eto aza izy hanao inona? De ahavita inona? Tadidio fa na lasa any an-dafy aza izy de misy foana ny interim. Inona anefa ny zava-misy? court-circuiténa foana ny commune amin'izay atao eto. Ny filohan'ny conseil communal (Tim) no avy de mamoaka arrêté, ,ny filohan'ny region no avy de manangana kômitin'ny zôridira hiasa eto amin'ny faritry ny commune. Vokany : tsy miara-miasa ny samy mpitondra de ny vahoaka no sahirana.
26. Fiffi ( 17/03/2006 12:20)
eprom: ka ny heritreritra t@ io hoe lasa nitsaoka aty ivelany aty izy dia izao angamba ka: efa masaka dia masaka ny resaka ho an'ire olona hiditra ao @ lisitrin'ny fifidianana , izy koa ao anatiny dia asa angamba hoe raha teny an-toerana izy dia mba tsapan'ny olona hoe mba io izy eh! eny na dia milaza aza ianao fa tsy afaka manao na inona na inona , na dia eo ary ny interim mbola hafa hiany ny hoe ianao hilatsaka ao @ fifidianana sady ben'ny tanana mba tsapan'ny vahoaka fa eo eh! raha io manko no miseho dia mety ahazo vato be hiany izy avy eo ko! sa diso aho ?
27. eprom ( 18/03/2006 13:19)
Fiffi> Raha eritreretina tokoa aloha ny hoe kandida izy de lojika raha tokony hijanona. Aza adinoina koa anefa fa efa manana ny mpifidy azy anie izy eto Toamasina eh. Ary azony antoka fa ireo mpifidy azy ireo tsy hifidy Ra8 na de noho ny fiaviana fotsiny aza. Mety ho tetika pôlitika mintsy aza no ijanony any : ho hitan'ny olona tsara manko ny fandraisan'andraikitry ny fitondrana foibe.
28. Fiffi ( 18/03/2006 16:39)
eprom: marina aloha izany an! tetika politika marina koa angamba satria tsy vao ela anie izy no nandefa resaka be momba ny filatsahany ho kandida eh! fa dia izany koa aza mety hampiheritreritra ny olona avy any koa nefa asa aloha an!
29. TYNOS ( 28/03/2006 11:33)
:o:otena gravy tokoa ny fandehany raha zany tokoatrany,aretina io ka tsisy ratsy na tsara zany fa izay voa no mampalahelo fa ny hidiran'ny resaka fitondram-panjakana matetika @ity raharaha ity no mahavaka ny saina,ohatra, ny fandehanan'ny ben'ny tanàna any an-dafy ve ampaninnona ny olona aty dago na ny fipetrahany eto koa ve mety ampijanona ny aretina:?::?::?:Ary mahagaga toa ROLAND RTSIRAKA ihany no voateniteny @ity raharaha ity fa tsy voakitika kosa ny fitondrna mahefa...aseeee! tokony tsy hihetsika ao toamasina tokoa anao ry ben'ny tanana sitrany ahay hiantan'ny olona8O8O8O
30. Fiffi ( 28/03/2006 11:57)
ka zay indrindra manko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2359