paradisa hoe
1. kala
(
15/03/2006 15:11)
Vehivavy 5 tonga teo amin'ny vavahadin'ny paradisa
Masin-dahy Piera no nitondra ny resaka :
- iza talinareo reo no efa nanitsakitsaka ny vadiny teny ambonin'ny tany.
Nananga-tanana ny 4 bavy.
Niaka-pofona masin-dahy Piera :
-nareo efabavy, misy bisikileta ireo, samia maka iray avy dia mandehana manao tour indimy ity fonenana ity. refa avy eo nareo mahazo miditra ny paradisa.
fa enao kosa mandehana miverina eny ambonin'ny tany dia mba manaova toa azy efa-bavy...

répondu par Veloo le 16/03/2006 19:17
5. andry44
(
15/03/2006 16:00)
sao de tsy rariny kosa zany e!Masin-dahy piera :twisted:fôpla zany!:-D:-D
8. kala
(
15/03/2006 16:21)
de nitohy ka
hozizy le vhv tsy nanitsakitsaka ny vadiny hoe :
- tsy misy bisikileta hoahy angaha???
- tsisy tsony ka!
- kou manin raha enao no ataoko bisikileta..
(posy aloha zà tamin'io an!):wink:

11. Mifenty
(
15/03/2006 19:37)
ozy masindahy piera nieritreritra ny position tsara itaingenanana nony aveo oe
avia eto ambonin'ity vato ity ny fitaingenana...bisikileta

13. Herimiafina
(
15/03/2006 20:41)
kala:
Vehivavy 5 tonga teo amin'ny vavahadin'ny paradisa
Masin-dahy Piera no nitondra ny resaka :
- iza talinareo reo no efa nanitsakitsaka ny vadiny teny ambonin'ny tany.
Nananga-tanana ny 4 bavy.
Niaka-pofona masin-dahy Piera :
-nareo efabavy, misy bisikileta ireo, samia maka iray avy dia mandehana manao tour indimy ity fonenana ity. refa avy eo nareo mahazo miditra ny paradisa.
fa enao kosa mandehana miverina eny ambonin'ny tany dia mba manaova toa azy efa-bavy...
Fanitsiana kely!
......fa enao kosa mandehana miverina eny ambonin'ny tany, makany amin'i Herimiafina, dia mba manaova toa azy efa-bavy...
hehehehehe=))=))
20. kala
(
16/03/2006 14:35)
mifenty > ahoana fa tsy hitako le vato
HM > dain :roll:
sasa > mbola sahirana manisa ny mpandeha zà detsy afaka manome hatsikana vaovao fa merciiiiiiiii:-*:-*