hafa kely
1. kala
(
13/03/2006 17:41)
Niresaka reto mpinamana roalahy (mbola tao amin'ny bar ihany fa tsy mbola nody - efa hody)
- =(( tena tsy milay mihitsy leitsy ny fiainako zay tato hoa ato :evil:
- f'ahoana leitia nefamba mpinamana ihany isika detsy mitantara elà.:lol:
- ny vadiko leisy isaky ny hariva de mitety itony bar itony :oops::oops:
- f'angaha lasa misotro koa ty vadinareo klé :-w
- an!an!an! tsy misotro izy fa mandeha mitady anà ka! :roll:

répondu par Veloo le 15/03/2006 16:35
2. Herimiafina
(
13/03/2006 17:42)
Sambatra kosa i nedala klé. Afaka mamo ampiadanana fa efa misy mpaka isankariva! hehehehe=))=))
11. kala
(
14/03/2006 14:08)
zà koa aza mba manontany tena we tadiaviny ahoana le vadiny.:roll::roll::roll:
zà tsinon tsy manana vady (olon-tiana) mpisotro hotadiavina kou :wink:

12. diamondra27
(
14/03/2006 16:03)
kala: de misaora an'Atra fa zava-doza io an!lany eo ny fotoananjy de lasa tsy hitanay eto @ hatsikana tsony fa lasa manaraka azy oe: bar aiza njay zao no misy an'lery?
15. kala
(
15/03/2006 08:00)
eny akia ry veloo : mivaona ny saina :-D:-D
diam > eny akia ê!
fa zao :-$ raha mifanena @ na vhv mitondra matos mandehandeha eny @'ireny bar reny de kitiho fa mety fantatr'indry le vhv we efa hitako tany @ serasera ity (déjà vu)=))=))=))=))