nikônfesy sa naka soupapa
1. kala
(
13/03/2006 17:03)
Nandeha nikônfesy ity zatovolahy iray.
- tena nanota zà mompera:-w
- nanota tamin'iza anaka?
- tsy azoko tenenina anao fa tena fahotana mahafaty:evil:
- afaka manampy anao aho ry zanako. nanota tamin'iza hianao:?:sao dia ny zanaky ny farmasiana:?: sa tamin'ny zanaky ny ao amin'ny resto:?:sa tamin'ny zanak'ingahy mpitsara :?:
- tsy afaka miteny n'in n'in zà mompera fa'leo zà hody :idea:
- 8O8O8O8O
nifankahita taminy namany ity zatovo avy eo.
- f'ialahy avy aiza sa ndeha hoa aiza no taitaitra be toa io klé:twisted:
- avy nikônfesy zà io.:oops:tsy nahazo famelan-keloka akory fa nahazo adiresina sipa telo vaovao indray:wink::wink::wink:

répondu par Veloo le 15/03/2006 16:37
3. Herimiafina
(
13/03/2006 17:10)
Tsy ratsy le fika klé. Ny kaofesy no vita alohan'ny fahotana, hehehehe=))=))
6. Herimiafina
(
13/03/2006 17:26)
Efa andeha hanota izy knou, de refa avy nanota vao omena ny tsodrano famelankeloka. hehehehehe=))=))
16. kala
(
14/03/2006 14:14)
ny adiresiko efa mazava be eto @ serasera kou in ndray no homen'i mompera eo :evil: