hakingan-tsainan'ny masera
1. kala
(
13/03/2006 14:32)
Lehiben'ny masera : Hono hoa ry maserakely, raha tratran'ny lehilahy iray :evil: mikasa hanolana anao eny an-dalana ianao dia inona no hataonao?
maserakely : ntsss! tsotra fotsiny, esoriko ny akanjo maha masera ahy.
LM : Dia inona no ataonao avy eo :-w:-w
MK : De teneniko izy hampidina eo amin'ny feny ny patalohany ka 8)
LM : f'ahoana?:?::?:
MK : dia lasa mitsoaka zà. Afaka mihazakazaka kokoa zà tsy misy le akanjo lava be fa izy tsy afaka hanenjika anà satria ny patalohany aza miborotsaka knou:wink:
LM : :roll::roll::roll:

répondu par Veloo le 15/03/2006 16:38
5. Herimiafina
(
13/03/2006 15:52)
Valable io raha eny ankalamanjana (eny andalana araka ny voalaza) fa raha any an'elakelantrano na any anaty hefitra mihidy de tsy valable intsony! hehehehe=))=))
14. sasa
(
14/03/2006 04:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D kala
Herimiafina ry elah sy ity valable ity tato ho ato tsy niala mintsy an:{:{:{
Herimiafina ry elah sy ity valable ity tato ho ato tsy niala mintsy an:{:{:{
16. bebe
(
14/03/2006 05:27)
kinga saina sady kinga tanana ilay maserakely ka ary koa kinga tongotra fa afaka nitsoaka :-D:-D