Faly miarahaba , mba mila ny fanampianarao aho fa tena misy zavatra manahirana ny saina ka sao dia mba mahalala détecvite gasy ianareo mipetraka any dago , misaotra mialoha.
Ra ny detectiva ny tedavinao mety efa izy daholo ireo gasy ireo. Raha prô angamba mety mbola tsy hisy.
Fa maniraha olona e! Vitan'ny zalah fôna io refa amboarina tsara ny planning de atao tsara ny karama. Raha tany aho de nampiako enao.
Tsy fantatro aloha raha resaka inona no hitadiavanao detective aty M/car, fa izaho izay manoratra eto dia mety ho afaka ny hanampy anao. Mahafantatra olona mahay tsara moba ny resaka investigation sy enquete ny tenako. Niasa tamin'ny fitondrampanjakana izy ireo ary efa mahaleo tena amin'izao fotoana izao. Raha mety mahalina anao dia afaka ny mifndray isika.
Misy agence detective aty Dago zao.Agence immobilière no activité-ny fa ao ambadika en parallèle aminy misy detective efa tena pro.Raha mahaliana anao dia ity ny mail-nay:pitsikilo007@hotmail.com